2023
Rehefa tsaraina tsy ara-drariny ianao
Martsa 2023


“Rehefa tsy ara-drariny ny fomba hitsarana anao?,” Ho zatovo mahery!, mar. 2023.

Rehefa tsy ara-darariny ny fomba hitsaranaanao.

Sary
zatovo ao amin’ny Sekoly Alahady
Sary
zatovolahy mandray an-tsoratra ao amin’ny kilasy ao am-piangonana

“Tena hevitra tsara! Tiako ho soratana izany.”

Sary
Mpampianatra ao amin’ny Sekoly Alahady miresaka amin’ny zatovolahy iray

“Tsy fotoana fanaovana jeux amin’ny finday zao ry Stephen. Mizara zavatra manan-danja i Lexi.”

Sary
zatovolahy ao amin’ny Sekoly Alahady

“Hey, mandray naoty fotsiny aho!”

Sary
zatovolahy mandeha an-tongotra any ivelany

“Tsy mino aho hoe vitan’i Rahalahy Henderson ny nanala baraka ahy toy izany teo imason’ny mpianatra! Tsy nanao afa tsy nanoratra ny zavatra nolazain’i Lexi aho!”

Sary
zatovolahy sy renim-pianakaviana

“Izao toe-javatra izao dia mampahatsiahy ahy an’i Kapiteny Môrônia raha nanoratra taratasy tsy dia tsara loatra ho an’i Pahôrana izy, na dia nianatra aza isika fa tsy nanao zavatra tsy nety i Pahôrana.”

“Mhh. Marina ny voalazanao. Tiako io tantara io.”

Sary
zatovolahy iray mivavaka

“Miangavy aho ampio hamela heloka an-dRahalahy Henderson, toy ny nataon’i Pahôrana tamin’i Môrônia.”

Sary
zatovo ao amin’ny Sekoly Alahady

Hamoaka printy