2023
Ilay mpamafy
Martsa 2023


“Ilay mpamafy,” Ho zatovo mahery! mar. 2023.

Ny fanoharan’ny Mpamonjy.

Ilay mpamafy

Matio 13:3–9, 18–23; Marka 4:3–9, 14–20; Lioka 8:4–8, 11–15

Sary
petadrindrina

Hisintona ny endrika PDF

Mpamafy

Ny Mpamonjy sy ireo mpanompony

Voa

Ny tenin’ Andriamanitra.

Afafy amin’ny karazana tany samihafa

Notoriana amin’ny olona amin’ny ambaratonga samihafa ana fanomanana ho an’ny teny.

Amoron-dalana

Mafy fo, tsy niomana, tsy manam-paniriana hanao ny tsara

Vorona nandany ny voa

Esorin’ny Devoly ao am-pon’izy ireo ny teny

Tany marivo ambony vatolampy

Tsy mamaka ao amin’ny filazantsara, tsy miova fo

Nitrebona nalazo, maty

Mampiala faingana azy ireo amin’ny teny ny fahoriana sy ny fanenjehana.

Tsilo

Fiahiana izao tontolo izao, famitahan’ny harena

Voageja

Ny zavatr’izao tontolo izao dia mangeja ny filazantsara sy ny vokany.

Tany tsara

Fo tsara sy mahitsy, niova fo

Namoa

Mandray ny filazantsara izy ireo sy miaina izany ary miezaka manao izay hampahalalina ny fiovam-pony.

Hamoaka printy