Martsa 2023 Fandraisana naoty amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tanyFandraisana naoty mba hanampiana ny zatovo hiomana sy handray anjara amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany, aprily 2023. MampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Rikuto I., zatovolahy iray avy any Japana. Loholona Dieter F. UchtdorfFiadanana hiatrehana ny tafiotry ny fiainanaMampianatra ny Loholona Uchtdorf fa ny Tompo Jesoa Kristy dia miteny aminao ao anatin’ny tafiotry ny fiainanao hoe: “Mangina, mitsahara.” David A. EdwardsFitsipika ankapobeny, Safidy manokanaInona no ataontsika rehefa tsy mitovy ny fomba manokana hampiharan’ny olona ireo fitsipika ankapobeny? Sandra EdwardsVonona ho misiôneraIreto ny sasany amin’ireo zavatra manan-danja mila dinihina rehefa miomana hanao asa fitoriana ianao. Avia hanaraka AhyJessica BrousseauJesoa Kristy: Fiadanana eo anivon’ny tafiotraJereo ny fomba hahitan’ireo zatovo fiadanana ao amin’i Jesoa Kristy rehefa mandalo fikorotanana goavana eo amin’ny fiainany. David Dickson sy Emily JonesRehefa tsaraina tsy ara-drariny ianaoTantara naseho an-tsary mikasika ny fomba nahafahan’ny zatovolahy iray nandresy ny fahatsapana ho tsaraina tsy ara-drariny. Marissa WiddisonNy fomba nandraisan’ny Mpamonjy ny vehivavyJereo ny fomba nandraisan’ny Mpamonjy an’ireo vehivavy tamim-panajana ao amin’ny Testamenta Vaovao. Priscilla Biehl Motta sy Jessica Zoey StrongLasa tompon-daka tena izyIray amin’ireo olona mendrika indrindra maneran-tany amin’ny haiady toy ny karate, judo ary ny haiady mifangaro i Felipe. Saingy ny manao asa fitoriana no laharana voalohany amin’ny laharam-pahamehany. Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’[i Kristy]Ruby H.Hain’ny Mpamonjy ny manampy ahy ao anatin’ny homamiadanaMahita ny zatovovavy iray fa mijaly noho ny olana goavana eo amin’ny toe-pahasalamana izy ary mianatra betsaka mikasika ny Sorompanavotan’ny Mpamonjy. Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’[i Kristy]Kenneth B.Afaka mibebaka isikaNy zatovolahy iray izay nanao fahadisoana dia mianatra mikasika ireo fitahiana avy amin’ny fitodihana amin’ny Tompo sy ny fikatsahana ny fibebahana. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyAhoana no hanampiako ireo namako izay tsy mavitrika ato amin’ny Fiangonana mba hanamafy orina ny fijoroana ho vavolombelona ananan’izy ireo?“Ahoana no hanampiako ireo namako izay tsy mavitrika ato amin’ny Fiangonana mba hanamafy orina ny fijoroana ho vavolombelona ananan’izy ireo?” Valiny fohy sy mivantanaMilòka ireo namako. Fantatro fa tsy mety izany. Ahoana no ahafahako manazava izany amin’izy ireo?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Milòka ireo namako. Fantatro fa tsy mety izany. Ahoana no hahafahako manazava izany amin’izy ireo? Andalana anampy andalanaManatòna AzyMianatra mikasika ny fanasan’ny Mpamonjy hanatona Azy ao amin’ny Matio 11:28–30. Ny fanoharan’ny MpamonjyIlay mpamafySary petadrindrina izay mampiseho sy manazava ny fanoharan’ny Mpamonjy momba ilay mpamafy.