Nôvambra 2021 Ireo zavatra nisongadina nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany fanao isaky ny tapa-taona faha-191Topimaso mikasika ireo lesona sasantsasany nampianarina nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Fivoriana sabotsy maraina Russell M. NelsonFahamarinana madio, fotopampianarana madio, ary fanambarana madioMiarahaba ny olona tonga soa nanatrika ny fihaonambe ny Filoha Nelson ary manasa azy ireo hihaino fahamarinana madio, ny fotopampianarana madion’i Kristy, ary fanambarana madio. Jeffrey R. HollandNy fananana lehibe indrindraMampianatra antsika hitia an’ Andriamanitra sy hanaraka Azy tanteraka ny Loholona Holland. Bonnie H. CordonManatòna an’i Kristy kanefa aza manatona ireryMampianatra ny Rahavavy Cordon fa isika dia zanak’ Andriamanitra ary ny tanjontsika mandrakizay dia ny hitondra ny hafa ao amin’i Kristy. Ulisses SoaresNy fangorahana tsy manam-petran’ny MpamonjyMampianatra antsika ny Loholona Soares fa tokony manaraka ny ohatry ny Mpamonjy amin’ny fangorahana isika amin’ny alalan’ny tsy fitsaratsarana sy fananana faharetana. D. Todd ChristoffersonNy fitiavan’ AndriamanitraMampianatra ny Loholona Christofferson fa ireo didy dia maneho ny fitiavan’ Andriamanitra antsika ary mamaritra ny lalan’ny fanasitranana, fahasambarana, sy fiadanana, ary fifaliana izany. Clark G. GilbertLasa mahomby kokoa ao amin’i Kristy: Fanoharana momba ny solampyMampianatra ny Loholona Gilbert fa na eo aza ireo toe-javatra misy antsika dia afaka manampy antsika hanatratra ny tanjontsika faratampony ny Tompo. Patricio M. GiuffraIlay fikarohana tamim-pinoana nitera-bokatsoaManasa antsika ny Loholona Giuffra mba hianoka ireo fitahiana avy amin’ny fananana finoana an’i Jesoa Kristy. Dallin H. OaksNy ilàna FiangonanaMampianatra ireo fitahiana avy amin’ny fikambanana ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ny Filoha Oaks. Fivoriana sabotsy tolakandro Henry B. EyringFanohanana ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra AmbonyManolotra ireo Manampahefana Ambony sy ireo Fitopololahin’ny Vondromparitra ary ireo Mpiandraikitra Ambony mba hotohanana ny Filoha Eyring. David A. BednarAmin’ny herin’ Andriamanitra tamim-boninahitra lehibeMampianatra ny Loholona Bednar fa manampy antsika handray ny herin’ny toetra araka an’ Andriamanitra ny fanajana ny fanekempihavanantsika. Ciro SchmeilFinoana hiasa sy hahatratrarana izay tokony hahatongavanaMampianatra ny Loholona Schmeil fa afaka ny ho tonga mpianatr’i Jesoa Kristy tsara kokoa isika rehefa mangataka, miasa ary mandalina. Susan H. PorterFitiavan’ Andriamanitra: Ny mampiravoravo indrindra ny fanahyMampianatra ny Rahavavy Porter fa manam-pitiavana madio ho antsika tsirairay avy ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy ary hitahy antsika ny fizarana ny Fitiavan’Izy ireo. Erich W. KopischkeFiresahana momba ny fahasalamana ara-tsainaMizara fanamarihana vitsivitsy momba ny aretin-tsaina araka ireo fitsapana nolalovan’ny fianakaviany manokana ny Loholona Kopischke. Ronald A. RasbandIreo zavatry ny fanahikoMizara ireo “zavatry ny fanahiny” miisa fito ny Loholona Rasband—fitsipika sarobidy izay manome tanjona ho an’ny fiainany amin’ny maha-mpanara-dia an’i Jesoa Kristy azy. Christoffel GoldenMiomana amin’ny Fiavian’i Kristy FanindroanyMampianatra ny Loholona Golden fa mihamanakaiky an’ilay Fiaviana Fanindroany isika, izay fotoana hampitoloko ireo ratsy fanahy kanefa ho andro feno fiadanana ho an’ireo marina. Moisés VillanuevaNahita sitraka tamin’ny Tompo tamin’ny androko rehetraNampiasa ny ohatry ny Mpamonjy sy i Nefia ary ny misiônera tanora iray ny Loholona Villanueva mba hanehoana ny fomba ahafahantsika miatrika ny fahoriana amim-pifaliana sy amim-pangorahana. Gary E. StevensonKanto tsotra izao—Tsotra ao anatin’ny hakantonyMampiasa tantaran’ Olomasin’ny Andro Farany efatra ny Loholona Stevenson mba hanehoana ireo fomba ahafahantsika manatanteraka ireo andraikitsika voatendrin’ Andriamanitra. Fivoriana sabotsy hariva M. Russell Ballard“Moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan’ireto?”Ny Filoha Ballard dia mampianatra antsika ny fomba ahafahantsika maneho fa tia ny Mpamonjy mihoatra ny zava-drehetr’izao tontolo izao isika amin’ny alalan’ny finoana Azy, ny fanompoana Azy, ary ny fanompoana ny hafa. Sharon EubankMivavaka aho mba hampiasany antsikaManao tatitra ny asa fanampiana olona nataon’ny Fiangonana tato ho ato ny Rahavavy Eubank. Brent H. NielsonMoa tsy misy balsama va any Gileada?Mampianatra ny Loholona Nielson fa ny Mpamonjy dia manana ny hery hanasitranana ny fontsika sy hanohanana antsika ao anatin’ireo fitsapana mahazo antsika ary hanasitranana ihany koa ny vatantsika. Arnulfo ValenzuelaMampiorina lalina ny fiovam-pontsika ho an’i Jesoa KristyMampianatra ny Loholona Valenzuela fa afaka mampiorina lalina ny fiovam-pontsika isika rehefa mandalina ny soratra masina sy mianatra bebe kokoa momba an’i Jesoa Kristy. Bradley R. WilcoxNy fahamendrehana dia tsy midika hoe tsy fisiana kilemaMampianatra ny Rahalahy Wilcox fa tsy voatery ho tonga lafatra isika vao hahazo ny fahasoavan’i Jesoa Kristy sy ny herin’ny sorompanavotany eo amin’ny fiainantsika. Alfred KyunguHo mpanaradia an’i KristyMampianatra fitsipika efatra izay afaka manampy antsika ho lasa mpanaradia tsara kokoa an’i Jesoa Kristy ny Loholona Kyungu. Marcus B. NashAingao ambony ny fahazavanaoMampianatra antsika hizara ny filazantsara amin’ny fomba tsotra sy mandeha ho azy mba hahafantsika sy ireo olona hizarantsika izany hahatsapa fifaliana sy fitahiana maro hafa ny Loholona Nash. Henry B. EyringFinoana hangataka ary avy eo handray andraikitraMampianatra ny Filoha Eyring fa afaka mandray fanambarana isika rehefa mampihatra finoana sy vonona ny handray andraikitra. Fivoriana alahady maraina Dieter F. UchtdorfFamerenana amin’ny laoniny isan’androMampianatra ny Loholona Uchtdorf fa samy mivily ara-panahy daholo isika rehetra indraindray, saingy afaka miverina eo amin’ilay lalana amin’ny alalan’ny fanarahana isan’andro ireo marika ara-panahy napetrak’ Andriamanitra. Camille N. JohnsonAsao i Kristy mba ho mpanoratra ny tantaram-piainanaoMampianatra antsika mba hamela ny Mpamonjy ho ny Tompo sy Mpanefan’ny tantaram-piainantsika amin’ny fampitomboana ny finoantsika sy ny famelana an’ Andriamanitra hanjaka eo amin’ny fiainantsika ny Rahavavy Johnson. Dale G. RenlundManafoana ny fandrafiana ny fiadanan’i KristyMampianatra ny Loholona Renlund fa afaka mandresy ny tsy fitovian-kevitra sy mahita fiadanana isika amin’ny alalan’ny fanaovana lohalaharana ny fitiavana an’ Andriamanitra sy ny maha-mpianatr’i Jesoa Kristy antsika. Vaiangina SikahemaTranon’ny filaminana araka ny filaharanyNy Loholona Sikahema dia mampianatra ireo fitahiana izay ho raisintsika rehefa miaina ny filazantsara sy manao zavatra araka ny filaharany isika. Quentin L. CookFiadanana ho an’ny tena manokana mandritra ny fotoan-tsarotraMizara fampianaran’i Jesoa Kristy miisa dimy izay afaka hanampy antsika hampihena ny fifandirana sy hahita fiadanana mandritra ny fotoan-tsarotra iainantsika ankehitriny ny Loholona Cook. Russell M. NelsonNy tempoly sy ny fototra ara-panahinaoMiresaka momba ny asa atao amin’ny fototry ny Tempolin’i Salt Lake ny filoha Nelson entina hampianarana ny fomba hanamafisan’ireo ôrdônansy sy fanekempihavanan’ny tempoly ny fototra ara-panahintsika. Fivoriana Alahady Tolakandro Gerrit W. GongMatokia indrayMampianatra ny Loholona Gong fa ny fahatokiana dia asa iray maneho finoana ary rehefa matoky an’ Andriamanitra isika sy mifampatoky, dia handray ireo fitahian’ny lanitra. L. Todd BudgeManome fahamasinana ho an’ny TompoMitatitra ny ezaka fanampiana olona nataon’ny Fiangonana tato ho ato ny Eveka Budge ary mampianatra fa ny fahafoizan-tena atolotsika amin’ireny sy ny ezaka hafa dia fanatitra atokana ho an’ny Tompo. Anthony D. PerkinsTsarovy ireo olomasinao mijaly, Ry Andriamanitray ôMizara fitsipika efatra izay manampy ireo mijaly amin’ny fikatsahana fanantenana sy fifaliana ao amin’i Kristy ny Loholona Perkins. Michael A. DunnMihatsara iray isan-jatoMampianatra ny Loholona Dunn fa ny ezaka tsirairay atao hibebahana na dia kely tahaka ny ahoana aza dia afaka mitondra fitahiana lehibe. Sean DouglasMiatrika ireo rivo-doza ara-panahintsika amin’ny finoana an’i KristyMampianatra ny Loholona Douglas fa ny fomba tsara indrindra iatrehana ireo rivo-doza ara-panahintsika dia ny finoana an’i Kristy sy ny fitandremana ny didiny. Carlos G. Revillo Jr.Ireo fahagagana avy amin’ny Filazantsaran’i Jesoa KristyMampianatra ny Loholona Revillo fa ny fankatoavana ireo fitsipika sy ireo ôrdônansin’ny filazantsara dia mitahy antsika sy manampy antsika ho lasa miova fo. Alvin F. Meredith IIIBanjino ny lalana mbola hodiavinaMampiasa ny tantaran’i Petera mandeha eo ambony rano ny Loholona Meredith entina hampianarana fa rehefa mifantoka amin’i Kristy sy mitandrina amin’ireo fandrebirebena isika dia afaka ny ho avotra. Neil L. AndersenTsy azo ovaina ny anaran’ny FiangonanaMampianatra momba ny maha-zava-dehibe ny fampiasana ny anaran’ny Fiangonana azo avy tamin’ny fanambarana ny Loholona Andersen. Russell M. NelsonManokàna fotoana ho an’ny TompoMampianatra ny lanjan’ny fanokanana fotoana ho an’ny Tompo isan’andro ary manambara tempoly vaovao ny Filoha Nelson. Manampahefana Ambony sy Mpiandraikitra Ambony ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany | Ôktôbra 2021Tabilao ahitana ireo mpitarika an’ny Fiangonana. Vaovaom-piangonana Fanambarana tempoly 13 sy fanavaozana tempoly 1Famariparitana ny fanambarana fanorenana tempoly nataon’ny Filoha Nelson tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Mitohy ny fivoaran’ny fiorenan’ireo tempoly vaovaoFamariparitana ny fivoaran’ny fanamboarana tempoly. Rafitra vaovao ho an’ny fahazoan-dalana hidirana ny tempolyFamariparitana ny lamina vaovao arahina rehefa manome fahazoan-dalana hidirana ny tempoly. Fisokafan’ireo tempoly indray: Am-pitandremana sy omban’ny fandinihana tsaraFamariparitana ny fomba hisokafan’ireo tempoly indray taorian’ny nanakatonana azy ireo noho ny valanaretina COVID-19. Mitondra fiantraikany tsara maneran-tany izy ireoFamariparitana ireo asa fanompoana vao tsy ela nataona mpitarika isan-karazany ao amin’ny Fiangonana. Fitopololahin’ny Vondromparitra vaovao notohananaFilazana mahakasika ny fanohanana Fitopololahin’ny Vondromparitra roa vaovao. Mitombo hatrany ny fahafahana mirotsaka ho misiônera manao asa fanompoanaFilazana mahakasika ny hoe afaka mirotsaka ho misiônera manao asa fanompoana ny mpikambana zokiolona manerana an’izao tontolo izao. Manome fanampiana sy fanohanana ny FiangonanaFamariparitana ireo ezaka nataon’ny Fiangonana vao tsy ela mba hanampiana olona. Mianatra avy amin’ireo hafatra avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany