Fanampiana fanampiny ho fampivoarana ny mpampianatra
Pejin-dohateny


“Pejin-dohateny,” Loharanom-pitaovana fanofanana mpampianatra vaovao: Fivoaran’ny mpampianatra ho fanampin’ny Boky Torolalana Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara (2016)

“Pejin-dohateny,” Loharanom-pitaovana fanofanana mpampianatra vaovao

Loharanom-pitaovana fanofanana mpampianatra vaovao

Fivoaran’ny mpampianatra ho fanampin’ny Boky Torolalana Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara

Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah

Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Alefaso amin’ity adiresy manaraka ity izany miaraka amin’ireo fahadisoana:

Seminaries and Institutes of Religion Training Services

50 East North Temple Street, Floor 8

Salt Lake City, Utah 84150-0008

USA

Email: ces-manuals@ldschurch.org

Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy na sampana sy ny tsatòka na distrika misy anao. Aza adino ny manoratra ny lohatenin’ilay boky torolalana rehefa manome ny fanamarihana ataonao ianao.

Azon’ny olona atao ny manonta ity boky ity raha ampiasainy ho an’ny tenany manokana sy tsy hitadiavam-bola (tafiditra ao anatin’izany ny fampiasany izany amin’ny antsony ao amin’Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany). Raha hampiasa izany amin’ny fomba hafa dia mangataha lalana ao amin’ny permissions.lds.org

Hamoaka printy