2022
Kopa-tanana avy aty Côte d’Ivoire!
Mey/Jona 2022


Kopa-tanana avy aty Côte d’Ivoire!

Miaraha amin’i Margo sy i Paolo rehefa mitety an’izao tontolo izao izy ireo mba hianatra momba ireo zanak’ Andriamanitra.

Ivory Coast, na Côte d’Ivoire, dia firenena any amin’ny faritra andrefan’i Afrika.

Misy mpikambana 52.000 ary mitombo isa

Elder Christofferson meeting with children

Nitsidika ireo mpikambana tany ny Loholona D. Todd Christofferson tamin’ny 2019.

Bonjour!

cover of Friend magazine in French

Teny frantsay no fiteny ôfisialy. Mihoatra ny 70 ireo ny fiteny hafa misy any.

Fotoam-pisakafoana hariva

pot of soup

Sakafo malaza ny yassa. Vita amin’ny akoho na trondro miaraka amin’ny tongolo, voasary makirana, moutarde ary sakay izany.

Zava-kanto sy mozika

beautiful wooden masks and drums

Manana karazana zava-kanto sy mozika ny olona aty Côte d’Ivoire. Inona no zavatra tianao foronina?

Tempoly eo an-dalam-panamboarana

People at a temple groundbreaking

Aorina ao Abidjan, tanàna lehibe indrindra ao Côte d’Ivoire ny tempoly iray. Nanampy niady fototra ho an’ny tempoly vaovao ireo ankizy ireo.

Page from the May/June 2022 Friend Magazine.

Sary nataon’i Katie McDee