2022
Ny herim-pon’i Josoa
Mey/Jona 2022


Tantara ao amin’ny soratra masina

Ny herim-pon’i Josoa

Sary
Joshua kneeling and looking up at a ray of light

Rehefa maty i Mosesy dia nisafidy an’i Josoa ho lasa mpaminany ny Tompo. Notenenin’ny Tompo i Josoa mba hatanjaka sy hanana herim-po.

Sary
men in white carrying chest across riverbed

Nitarika ny vahoakan’ Andriamanitra nankany amin’ny tany nampanantenaina i Josoa. Rehefa niampita ny onin’i Jordana izy ireo dia nampitsahatra ny rano Andriamanitra ka afaka niampita izy ireo.

Sary
Joshua teaching

Nampianatra ny vahoaka momba ny safidy i Josoa. Nilaza izy fa afaka misafidy ny hanaraka na tsia an’ Andriamanitra izy ireo.

Sary
many people sitting and watching Joshua teach

Nisafidy ny hanaraka an’ Andriamanitra i Josoa. Maro tamin’ny olona no nanao izany koa.

Sary
Primary children walking behind Primary teacher

Afaka manana herim-po toa an’i Josoa aho. Afaka misafidy ny hanaraka an’ Andriamanitra aho.

Sary
coloring page of girl helping dad fold laundry

Sary nataon’i Apryl Stott

Hamoaka printy