Afaka mitendry izany aho
Te hiaina ny filazantsara aho
Iainana tsara [naoty mainty] = 84-108
1. Te hankatò sy hiaina
ny filazantsara re aho.
Ny drafitr’ilay Mpamonjy no safidy tiako hatao.
no safidy tiako hatao.
2. Te hino sy hakoty aho
fa mihaino ny Ray Tsitoha.
Ho sambatra sy hotahiana aho
satria nianatra nankatò.
Fiverenana: Isan’andro aho hiezaka
hanambara sy hiaina ny filazantsara.
Isan’andro aho hiezaka
hanambara sy hiaina ny filazantsara.