Mey/Jona 2022 Ry namana malalaMamakia hafatra iray momba ny Ekipan’ny Manome Tanana. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Russell M. NelsonMikatsaka fiadanana ao am-ponaoHamaky hafatra manokana tamin’ny fihaonambe momba ny fiadanana avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson. Alelie Coronel-CamitanEkipa sy talentaMampiasa ny talentany mba hanampiana ny hafa sy ho isan’ny ekipa iray i Jillian. Fantaro i Animan avy any Côte d’IvoireFantaro i Animan avy any Côte d’Ivoire ary ianaro ny fomba fanampiany tahaka ny nataon’i Jesoa. Nizara ny fahamarinana i JesoaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nizaran’i Jesoa ny fahamarinana dia manaova drafitra iray mba hizarana ny fijoroana ho vavolombelona anananao. Kopa-tanana avy aty Côte d’Ivoire!Mianara momba an’i Côte d’Ivoire miaraka amin’i Margo sy i Paolo! Haley YanceyMifandimby mankany am-piangonanaNaniry ny handeha hiangona i Jenny isaky ny alahady, kanefa fantany fa afaka mahatsapa ho akaiky an’i Jesoa koa izy ao an-trano. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Naomi Ward RandallTe hiaina ny filazantsara ahoMianara mitendry ny endrika notsorina amin’ny “Te hiaina ny filazantsara aho.” Christy JepsonNy ekipa vaovaon’i SamuelNanahy i Samuel sao tsy hanaiky azy ny mpiara-milalao aminy, kanefa nahazo namana vaovao izy. Mikarakara ny tenako!Ianaro ny fomba hanarahana ny Tenin’ny Fahendrena sy hikarakarana ny tenanao ara-batana sy ara-pihetseham-po mba ho salama sy hatanjaka. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Lucy Stevenson EwellI Tom sy ilay gripa maheryRehefa tonga tao amin’ny tanànan’i Tom ny aretina goavana iray dia nanampy ireo izay tsy salama i Tom. Sierra F.Mandehana mipetraka eo akaikinyMilaza momba ny fomba niresahany tamin’ny ankizilahy iray tany an-tsekoly izay niharan’ny hetraketraka i Sierra F. Asa fanompoana eny amin’ny tora-pasikaAraho ireo lalana ahitana hoe iza no nitsimpona fako betsaka indrindra teny amin’ny tora-pasika. Haley YanceyNihaona tamin’ny misiônera i HarrietNihaona tamin’ny misiônera i Harriet ary nianatra fa noho i Jesoa Kristy dia afaka ny hiaraka mandrakizay ny fianakaviana. Ny herim-pon’i JosoaMamakia momba ny fomba nampianarin’i Josoa ny olona mikasika ny safidy. Afaka manao safidy tsara ahoAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe: “Afaka manao safidy tsara aho.” I Rota sy i NaomyVakio ny tantaran’i Rota sy i Naomy ao amin’ny Testamenta Taloha. Karatry ny mahery fo ao amin’ny soratra masinanManangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja ao amin’ny Testamenta Taloha! Amin’ity volana ity: Miriama sy Mosesy Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra natao ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany.