Manampy toa an’i Jesoa
Nizara ny fahamarinana i Jesoa
Nitsidika ny tanàna nahabe Azy i Jesoa indray andro. Niresaka tamin’ny olona tao Izy. Nolazainy azy ireo fa Izy no Mpamonjy.
Tsy nino azy ny olona. Tezitra izy ireo. Kanefa fantatr’i Jesoa fa marina ny nolazainy. Tsy natahotra Izy. Nizara ny fahamarinana mandrakariva Izy.
Nanao tanjona aho tamin’ity taona ity ny handefa hafatra sy hira ara-panahy ho an’ny namako sy ny zanaky ny havako. Nahatonga ahy sy izy ireo hahatsiaro hanana fahatsapana tsara kokoa izany.
Ava H., 9 taona, Utah, Etazonia