Ho zatovo mahery!
Valiny tonga avy hatrany
Jolay 2024


“Valiny tonga avy hatrany,” Ho zatovo mahery!, Jolay 2024.

Valiny tonga avy hatrany

Sary
zatovovavy miaraka amin’ny mpampianatra

Mahafinaritra ilay mianatra tsianjery ny jeôgrafia. … Fa azoko aseho anao ny fomba fitadiavana renivohitra amin’ny internet raha tianao!

Sary
zatovovavy miaraka amin’ny rainy

Mandrahona amin’ny ampahany, 3% no mety hisian’ny orana, dada a. Ao amin’ny internet izany.

Sary
zatovovavy miaraka amin’ny reniny

Vitako ny manamboatra an’io! N’inona n’inona dia azonao jerena amin’ny internet.

Sary
zatovolahy ao am-piangonana

Almà 32 Fijoroana ho vavolombelona = ezaka

Hmm. Angamba tsy ny zavatra rehetra no ahitana valiny tonga avy hatrany amin’ny alalan’ny internet.

Sary
zatovovavy mivavaka

Ampio aho hanana zotom-po sy faharetana hampatanjaka ny fijoroana ho vavolombelona ananako.

Sary
zatovovavy mamaky ho an’ny rahavaviny, mandray ny fanasan’ny Tompo, ary mankany amin’ny tempoly

Ireo volana vitsivitsy manaraka

Sary
zatovovavy miaraka amin’ny rainy

Manana ilay fomba fahandro ve ianao?

Eny. Saika n’inona n’inona dia azonai ianarana amin’ny alalan’ny internet.

Hamoaka printy