Ho zatovo mahery!
Miala voly kely
Jolay 2024


“Miala voly kely,” Ho zatovo mahery!, Jolay 2024

Miala voly kely

Sary
Miala voly kely

Sary nataon’i David Klug

Fanangonana zanak’ondry

Vitanao ve ny manampy an’i Amôna hanangona ireo zanak’ondrin’ny mpanjaka? Aza manahy—tsy voatery hanapaka tanan’olona. (Raha hianatra momba ny tantaran’i Amôna, dia jereo ny Almà 17.)

Alamino ireo zanak’ondry mba hahatafiditra azy rehetra ao anatin’ny fefy. Azonao atao izany amin’ny alalan’ny fanetezana ireo singan’ny piozila ao amin’ny pejy 29 (rehefa avy novakianao ny lahatsoratra ao amin’ny pejy ao ambadika) sy ny fandaminana ireo singa ireo, na azonao atao koa ny manao ny sarin’izy ireo.

Voan’ny Sudoku

Ao amin’ny Almà 32, ny tenin’ Andriamanitra dia ampitahaina amin’ny voa izay “ambolena ao am-pontsika.” Vitanao ve ny “mamboly” ireo voa sivy isan-karazany amin’ny alalan’ny famenoana ilay tabilao? Tsy maintsy manana karazany iray (ary tsy maintsy iray ihany!) amin’ireo karazana voa rehetra ao amin’ny andalana sy tsanganana ary efajoro miloko ianao.

Sary itatra

Sary
sary itatra

Afaka mivoaka hilalao ve i Joey?

Val Chadwick Bagley

Hamoaka printy