Jolay 2024 Filoha M. Russell BallardManampy ny hafa amin’ny fomba tsotra sy mafonja hanatona an’i KristyManazava ireo fomba tsy tambo isaina hanehoana fitiavana, hizarana ireo zavatra inoanao, ary hanasanao ny hafa hanatona an’i Jesoa Kristy ny Filoha Ballard. Carter ThomasNy nanokafana ny fokoMizara ny zavatra niainany tamin’ny fandidiana fo misokatra natrehany sy ny fahitana ny hafa nanodidina azy tamin’ny fomba hafa tamin’ny teo aloha ny zatovolahy iray. Loholona Michael A. Dunn[Mizaka] ny zavatra rehetraManazava ny fomba nampianaran’ny fanafihan’ny bera grizzli azy ny fomba anampian’ny Tompo antsika rehefa tsy milavo lefona sy miaritra ny fisedrana isika ny Loholona Dunn. Marissa WiddisonVatsy mahasoa ny ara-pihetsehampoIreto misy paika vitsivitsy hihazonanao ny fahasalamanao ara-pihetsehampo. MampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Renata B., zatovovavy iray avy ao Bôlivia. Brynn WenglerTia mianatra, tia mizaraMilaza ny fomba iainany sy izarany ny filazantsara ny zatovolahy iray avy ao Danemark. Becca Aylworth WrightMoa ve ianao mizara ny filazantsaran’i Jesoa Kristy?Karazana mpikambana mpitory ny filazantsara toy ny ahoana moa ianao? Valio ireto fanontaniana ireto mba hahitana ny valin’izany. Mpianatr’i Kristy i Lamônia MpanjakaAfaka ny ho mpianatr’i Jesoa Kristy toa an’i Lamônia Mpanjaka ianao. Jessica Zoey Strong sy Bethany StancliffeValiny tonga avy hatranyTantara an-tsary momba ny ezaka takina mba hampatanjahana ny fijoroana ho vavolombelona anananao; miainga avy amin’ny Almà 32. Kenneth RooksAvy amin’ny fianjerana mankamin’ny fandresenaNandresy ny fifaninanana nasiônaly course d’obstacles 3.000 metatra i Kenneth Rooks nefa nianjera nandritra ny fihodinana faharoa. Mampianatra lesona avy amin’izany zavatra niainany izany izy. Brynn WenglerHerin’ireo maherifoIreto misy ohatra telo amin’ireo maherifo ao amin’ny Bokin’i Môrmôna izay nahazo hery tao amin’i Jesoa Kristy. Feon’ny zatovoTayana C.Fitsapam-pahaizana tampoka sy vavakaMizara momba ny fomba nanampian’ny filazantsara azy tany am-pianarana ny zatovovavy iray avy ao Côte d’Ivoire. Miala voly kelySahanasa mampiala voly, ahitana piozila ara-tsary sy sudoku. Teny natao iainanaLoholona Kazuhiko Yamashita sy Loholona Randall K. BennettNy tsodranon’ny patriarikaIreo zavatra nisongadina avy amin’ny lahatenin’ny fihaonambe maneran-tanin’ny Fiangonana aprily 2023 momba ny tsodranon’ny patriarika. Connor Austin, Ysabelle Cuevas, ary Nik DayMalala ahoTonon-kiran’ny hira avy amin’ny angon-kira momba ny Teny filamatry ny Zatovo ho an’ny taona 2024. Peta-drindrinaPeta-drindrina Mpianatry ny TompoPeta-drindrina manentana ny fanahy miainga avy amin’ny Teny filamatry ny Zatovo ho an’ny taona 2024 sy mampiseho ny teny hoe mpianatry ny Tompo amin’ny fiteny isan-karazany. Ahoana no hahatongavantsika tahaka an’i Jesoa Kristy?Peta-drindrina manentam-panahy momba ny fomba hahatongavantsika tahaka an’i Jesoa Kristy. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyTsy misy manana fitsipika mitovy amin’ny ahy ny ao an-tsekoly. Ahoana no ahafahako manana namana tsara any?Valiny amin’ny fanontaniana hoe: “Tsy misy manana fitsipika mitovy amin’ny ahy ny ao an-tsekoly. Ahoana no ahafahako manana namana tsara any? Valiny fohy sy mivantanaAhoana raha tsy afaka milaza aho hoe fantatro fa marina ny filazantsara?Valiny iray amin’ny fanontaniana hoe: “Ahoana raha tsy afaka milaza aho hoe fantatro fa marina ny filazantsara?”