2012
Fitadiavana Lahatsoratra
Mey 2012


Fitadiavana Lahatsoratra

Lehilahy: Ny zatovolahy dia mila ohatra tsara tsy hoe avy amin’ny ray aman-dreny ihany fa koa avy amin’ireo mpitarika. Indraindray dia mety hitondra fiovana lehibe ny mpitarika tsara iray ao amin’ny Zatovolahy, na ny mpampianatra Sekoly Alahady iray, na ny mpitarika iray ao amin’ny Skoto. Fony ianao zatovo moa ve nisy mpitarika tao amin’ny paroasinao izay nanova ny fiainanao tamin’ny alalan’ny finamanana taminao ary tamin’ny alalan’ny fanehoana ohatra tsara? Lazalazao anay ny momba izany olona izany. Aoka ho ferana ao anatin’ny teny 500 ihany ilay zavatra niainanao ary omeo lohateny hoe “Ohatra Tsara” izany ary alefaso any amin’ny liahona@ldschurch.org alohan’ny 31 Mey 2012.

Hamoaka printy