2012
Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isan-taona faha-182
Mey 2012


Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao Isan-taona faha-182

Fivoriana Asabotsy Maraina, 31 Martsa 2012, Fivoriana ho an’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona John B. Dickson. Vavaka Famaranana: Loholona Wilford W. Andersen. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 59; “Que Chacun de Tout Son Coeur,” Cantiques, no. 36; “Tu Éclaires le Chemin,” Catiques, no. 145, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Fototra Mafy Orina,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 59; “Ces mots d’amour,” Chants pour les enfants, 102–103, narindran’i Cardon, tsy navoaka; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 9, narindran’i Wilberg, navoakan’i Hinshaw.

Asabotsy Tolakandro, 31 Martsa 2012, Fivorian’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona William R. Walker. Vavaka Famaranana: Loholona Bruce A. Carlson. Hira nataon’ny amboarampeo mitambatra avy ao amin’ny Foibe Fiofanan’ny Misiônera ao Provo; Douglas Brenchley sy Ryan Eggett, mpitarika; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Gloire au Dieu Tout-puissant,” Cantiques, no. 32, narindran’i Manookin, navoakan’i Jackman; “Brillante Étoile, Étoile du Matin” Cantiques, no. 32, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman; “Appelés à Servir,” Cantiques, no. 160; “Au grand prophète,” Cantiques, no. 16, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman.

Fivoriana Asabotsy Hariva, 31 Martsa 2012, Fivorian’ny Fisoronana

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Yoon Hwan Choi. Vavaka Famaranana: Loholona Larry R. Lawrence. Hira nataon’ny amboarampeon’ny fisoronana avy amin’ireo Institiota ao amin’ny Oniversiten’i Salt Lake; Hal W. Romrell, Craig Allen, sy Dennis Nordfelt, mpitarika; Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Guide -moi ô mon Sauveur,” Cantiques, no. 60, narindran’i Longhurst, navoakan’i Jackman; “En avant,” Cantiques, no. 165, narindran’i Durham, navoakan’i Jackman; “Anciens d’Israël,” Cantiques, no. 202; “Au Berger Elles sont Chères,” Cantiques, no. 142, narindran’i Beebe, navoakan’i Larice.

Fivoriana Alahady Maraina, 1 Aprily 2012, Fivorian’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Brent H. Nielson. Vavaka Famaranana: Loholona Per G. Malm. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika; Clay Christiansen sy Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Vrais Disciples du Seigneur,” Cantiques, no. 27; “Louange à Dieu,” Cantiques, no. 37, narindran’i Wilberg, navoakan’i Oxford; “Apprends-moi à marcher dans la clarté,” Cantiques, no. 195, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Hosanna au Grand Roi!” Cantiques, no. 34; “Sachons Dire un Mot Gentil,” Cantiques, no. 150, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Come, Thou Fount of Every Blessing,” Hymns (1948), no. 70, narindran’i Wilberg, narindran’i Oxford.

Alahady Tolakandro, 1 Aprily 2012, Fivorian’ny Daholobe

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona W. Craig Zwick. Vavaka Famaranana: Loholona Jairo Mazzagardi. Hira nataon’ny Amboarampeon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika: Linda Margetts sy Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “On This Day of Joy and Gladness,” Hymns, no. 64, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Venez à Jésus! Il Vous Appelle,” Cantiques, no. 62, narindran’i Murphy, tsy navoaka: “O Vaillants Guerrier d’Israël,” Cantiques, no. 169; “Oh J’ai Besoin de Toi,” Cantiques, no. 53, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.

Asabotsy Hariva, 24 Martsa 2012, Fivoriamben’ny Zatovovavy Maneran-tany

Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Elaine S. Dalton. Vavaka Fanombohana: Abigail Pinegar. Vavaka Famaranana: Katee Elizabeth Garff. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Zatovovavy avy amin’ireo tsatòka ao American Fork, Utah; Merrilee Webb, mpitarika; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôrga: “Vrais Disciples du Seigneur,” Cantiques, no. 27, narindran’i Wilberg, navoakan’i Jackman; “Soyons L’espoir des Derniers Jours,” Cantiques, no. 166, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “Je ressens son amour,” Chants pour les enfants, 42–43, “Merveilleux Sauveur,” Children’s Songbook, 62–63, amboaran-kira samihafa narindran’i Webb, tsy navoaka (lokangabe: Daphne O’Rullian); “An-tendrombohitra,” Hira sy Fihiran’ny Ankizy, p. 59.

Fomba Hahazoana ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana

Mba hahazoana ireo lahatenin’ny fihaonamben’ny Fiangonana izay misy amin’ny fiteny maro, dia midira ao amin’ny conference.lds.org. Mifidiana fiteny iray avy eo. Amin’ny ankapobeny dia roa volana aorian’ny Fihaonamben’ny Fiangonanano hita any amin’ny foibe fanapariahana ny horonam-peon’izy ireo.

Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano

Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba mifidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.

Eo amin’ny Fonony

Eo anoloana: Sary nalain’i Derek Israelsen. Ao ambadika: Sary nalain’i Cody Bell.

Sary Nandritra ny Fihaonambe

Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana tao Salt Lake City dia nalain’i Craig Dimond, Welden C. Andersen, John Luke, Matthew Reier, Christina Smith, Cody Bell, Les Nilsson, Weston Colton, Sarah Jensen, Derek Israelsen, Scott Davis, Kristy Jordan, ary i Randy Collier. Ny sary tany Albanie dia nalain’i Rebekah Atkin. Ny sary tany Argentine dia nalain’i Mariano Gabriel Castillo. Ny sary tany Brésil dia nalain’i Laureni Fochetto sy Sandra Rozados. Ny sary tany Angleterre dia nalain’i John Krebs. Ny sary tany France dia nalain’i Sebastien Mongas. Ny sary tany Guam dia nalain’i Susan Anderson. Ny sary tany Guatemala dia nalain’i Jordan Francis.Ny sary tany Idaho, États-Unis dia nalain’i Luke Phillips. Ny sary tany Inde dia nalain’i Margaret Elliott. Ny sary tany Minnesota, États-Unis, dia nalain’i Rhonda Harris ary ny tany Russie dia nalain’i Andrey Semenov.