2019
Fihaonambe RTM mba hanohanana ny fandaharana ho an’ny ankizy sy ny zatovo
Nôvambra 2019


Fihaonambe RTM mba hanohanana ny fandaharana ho an’ny ankizy sy ny zatovo

Ho ampahany amin’ny ezaka ataon’ny Fiangonana mba hampiraisina ireo fandaharany ho an’ny ankizy sy ny tanora maneran-tany, manomboka amin’ny 2020, ireo tsatòka ao Etazonia sy Kanadà dia hanao fihaonambe Ry Tanora, Mahereza (RTM) isaky ny roa taona.

Natao ivelan’i Etazonia sy Kanadà nandritra ny mihoatra ny folo taona ireo fihaonambe RTM ary hitohy toy ny taloha.

Hisy fampahalalana fanampiny homena mandritra ny hetsika Face to Face amin’ny 17 nôvambra 2019.

Hamoaka printy