Aprily 2020 200 taona niposaham-pahazavana Nairobi, Kenya Ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany tao anatin’ireo taona maro nifandimby Filoha Russell M. NelsonNy hoavin’ny Fiangonana: Manomana izao tontolo izao amin’ny Fiavian’ny Mpamonjy fanindroanyNy Filoha Nelson dia mampianatra antsika mikasika ny fananantsika fahafahana handray anjara amin’ny Famerenana amin’ny laoniny eo an-dalam-pitohizana amin’ny alalan’ny fanaovana asa eo amin’ny lafiny roa amin’ny voaly mba hanomanana ny Fiavian’ny Mpamonjy fanindroany. Beglind Guðnason—Árnessýsla, IslandeNizara ny tantarany mikasika ny nandreseny ny harerahan-tsaina ny tanora iray any Islande. Manompo amin’ny alalan’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tanyTorohevitra mikasika ny fomba ahafahanao mampiasa ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany mba hanompoana ny hafa. Loholona LeGrand R. Curtis ZananyIlay Famerenana amin’ny laoniny eo an-dalam-pitohizanaAmpianarin’ny Loholona Curtis ao amin’ny Fitopololahy ny fomba ahafahantsika manohy ny fanatanterahana ny Famerenana amin’ny laoniny ny filazantsara. Nanana fanantenana tao amin’ny fiavian’i Kristy izy ireo ary afaka manana izany koa isikaNy fomba ahafahantsika manaraka ireo ohatra nasehon’ireo mpaminany ao amin’ny Bokin’i Môrmôna mba hahazoana fanantenana ao amin’ny Fiavian’i Kristy fanindroany. Avia, hanaraka Ahy: Bokin’i Môrmôna Midika inona amiko ny Paska?Fanampiana amin’ny fandalinana ny Bokin’i Môrmôna. Nahoana ny Mpanjaka Benjamina no manasa antsika mba ho lasa tahaka ny ankizy?Fanampiana amin’ny fandalinana ny Bokin’i Môrmôna. Midika inona ny hoe manana ny anaran’i Kristy voasoratra ao am-pontsika?Fanampiana amin’ny fandalinana ny Bokin’i Môrmôna. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Jonathan Mafra Sena de SantanaTsodrano ihany no hany azoko nomena Laura LintonNampahatsiahy ahy ilay vorona kely Sylvie HoumeauSarobidy kokoa noho ny haba volafotsy Godfrey J. Ellis“Hitanareo ve ny zavatra vitan’ny finoana kely fotsiny?” Loholona Kyle S. McKayFiovam-po mahery vaikaMampianatra ny Loholona McKay fa noho ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy dia afaka ny ho voadio amin’ny fahotana isika ary hositranina amin’ny maha-mpanota antsika. Fiadidiana VoalohanyManatsara ny zavatra iainantsika any amin’ny tempolyNanambara fanovana mikasika ny fitafiana fanao rehefa manao ireo fombafomba ao amin’ny tempoly ny Fiadidiana Voalohany. Tanora Afaka manaparitaka ny fahazavan’ny filazantsara isika Ny fomba hitondran’ny tanora anjara biriky ao amin’ny Famerenana amin’ny laoniny eo an-dalam-pitohizanaNy fomba handraisan’ny tanora manerana izao tontolo izao anjara ao amin’ny Famerenana amin’ny laoniny eo an-dalam-pitohizana. Endrika nomerika ihany: Tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony Cezar GervacioMihevitra ve ianao fa tsy manana tanjona hotratrarina ianao amin’izao fahatanoranao izao? Mieritrereta tsara alohaNy fomba ahafahan’ny tanora ho tonga mpitarika lehibe ato amin’ny Fiangonana amin’izao. Lauri Ahola Hafahafa tamiko ny nampiasa ny anarana fenon’ny Fiangonana saingy tsy nanenenana izanyMitsapa ny vokatry ny fanamby napetraky ny Filoha Nelson mikasika ny fampiasana ny anarana fenon’ny Fiangonana ny tanora iray. Mahita fifaliana amin’ny fanaovana ny asan’ny TompoOhatra avy amin’ny tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony izay mahita fifaliana amin’ny fandraisana anjara amin’ny lafiny maro ao amin’ny asa famonjena. Mindy Selu Manorina ny Fanjakana any Nouvelle-CalédonieIreo tanora ao Nouvelle-Calédonie dia ohatra velona amin’ny hoe manorina ny fanjakana amin’ny alalan’ny asa fanompoana. Amin’ny endrika nomerika ihany Jeff Bates Mihazona anao tsy handroso ve ny lasanao?Entin’ny tanora iray eo amin’ny latabatry ny fanasan’ny Tompo ny fahotany. Zatovo Zatovo Neil L. AndersenMampatanjaka ny finoanao amin’ny alalan’ny Fahitana Voalohany Sydney Chime IhunwoFiarakaretsaka iray, zazalahy mpianatra iray ary valin’ny vavaka iray Loholona Edward DubeMampitombo ny finoako tsikelikelyMizara zavatra niainany fony izy zatovo izay nanampy azy hampitombo ny finoany tamin’ny androm-piainany sisa ny Loholona Dube ao amin’ny Fitopololahy. Inona no lazainao rehefa tsy mino ny namanao fa afaka ny hitranga ny zavatra tahaka ny Fahitana Voalohany? Inona no lazainao rehefa tsy mino ny namanao fa afaka ny hitranga ny zavatra tahaka ny Fahitana Voalohany?Mamaly ny fanontaniana mikasika ny fanazavana ny Fahitana Voalohany amin’ny namana ny zatovo. Ahoana no nandikan’i Joseph Smith ny Bokin’i Môrmôna? Sary efatra avy amin’ny herinandron’ny PaskaIreo sary avy amin’ny herinandro farany teo amin’ny fiainan’ny Mpamonjy teto an-tany dia mampianatra momba ny fanjakany, ny fijaliany, ary ny fandreseny ny fahotana sy ny fahafatesana. Ankizy Namana Mitondra fanampiana amin’ny Famerenana amin’ny laoniny Filoha Russell M. NelsonMitondra fanampiana amin’ny Famerenana amin’ny laoniny Mianatra momba ny Famerenana amin’ny laoniny Naverina tamin’ny laoniny ny Fiangonan’i Jesoa Kristy Tadiavo! Maheno ny vavaka ataoko ny Ray any An-danitra. Lucy StevensonFiangonana ho an’i Zulma Nathan HoweNy Fahitana VoalohanyHira momba ny Fahitana Voalohany hitan’i Joseph Smith. Fiarahabana avy ao amin’ilay Ala kely masina Marissa WiddisonNy fianakaviana mandrakizain’i Alonso Joy D. JonesIanao sy ny tempoly Hevitra Tsara Ry ray aman-dreny malala Jesoa Kristy, ilay fanantenantsika azo antoka amin’ny fiainana mandrakizay Tahaka ny lovia Kintsugi Fanatitra amin’ny fifadian-kanin-drahalahy John Ilay Fahagagana Norveziana Ahoana no atao mba hanomanana lahateny atao mandritra ny fivoriana Fanasan’ny Tompo