Jolay/Aogositra 2022 Tafaorina eto ny FiangonanaColombie-Britannique, CanadaFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Colombie-Britannique, Canada. Henoy IzyPeta-drindrina misy zavakanto mahafinaritra sy soratra masina. Tonga soa ato amin’ity laharana ityKevin R. DuncanTempoly: Voahangy lafo vidy Fampidirana an’ity laharan-gazetiboky nivoaka amin’izao fotoana izao ity izay manazava ireo ôrdônansy sy fanekempihavanana ary fitahiana nampanantenaina izay afaka ny ho azontsika ao amin’ny tempoly ihany David A. BednarÔrdônansin’ny tempoly: Fiomanana ny hiverina eo anatrehan’ AndriamanitraMampianatra ny Loholona Bednar fa ireo fanekempihavanana sy ireo ôrdônansy ao amin’ny tempoly dia ilaina ho an’ny fanamasinana ny fontsika sy ho an’ny fisandratan’ireo zanakalahy sy zanakavavin’ Andriamanitra amin’ny farany. Fitsipika momba ny fanompoanaManàna risi-po ny hanampyRehefa manompo dia azontsika ialana ny tahotsika mba hahafantarana olona sy hanampy azy ireo amin’ny olan’izy ireo. Mitombo taona amim-pahatokianaDeborah L. DougalMisy hivoaranaMahatsapa ny vehivavy iray izay namoy ny vadiny fa toy ny zavamaniry nafindra fitoerany dia napetraka tao anatin’ny toe-javatra vaovao izy izay nanome fahafahana azy hivoatra. Ireo fototry ny filazantsaraSoratra masina: Tenin’ AndriamanitraTopimaso ankapobeny ny soratra masina sy ireo fitahiana amin’ny fandalinana izany. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Darrel FreemanOmban’ny fitarihan’ny Tompo Mahita ny mpitsabo mpanampy iray mikarakara ireo mararin’ny COVID-19 fa afaka manampy sy mankahery ireo zay miteny espaniôla izy, fiteny izay hainy noho ny fitoriana ny filazantsara izay nataony. Jose Luis Palomino d’ÉcosseNitana ny fampanantenany ny TompoManompo amim-pahatokiana ao amin’ny antsony ny lehilahy iray very asa ary voatahy nony farany fa nahazo tolotr’asa vaovao. ReNae CoxNitantana anao foana aho hatramin’izayMivavaka ny vehivavy iray mangataka amin’ Andriamanitra mba handefa olona hanampy azy ary mandray fahatsapana mahery vaika fa tia azy ny Ray any An-danitra ary nikarakara azy nandritra ny fitsapana azy. TanoraKaytlin JenksMisiônera mpanompo: Manorina ny Fanjakana amin’ny alalan’ny asa fanompoana sy ny fitiavanaMizara ny zavatra niainany amin’ny maha misiônera manao asa fanompoana azy sy ny zavatra nianarany momba ny maha zava-dehibe ny antony ny tanora iray. Avia, hanaraka Ahy Ciro SchmeilFitaovana eo an-tanan’ny TompoMampianatra ny Loholona Schmeil fa tahaka an’i Estera ao amin’ny Testamenta Taloha dia manana fahafahana isika ny ho fitaovana eo am-pelatanan’ny Tompo ary ny andraikitsika dia ny ho vonona hanao zavatra. Ireo karazana fanambarana ho an’ny tena manokanaFanampiana ho an’ny fandalinanao ny 1 Mpanjaka 17–19. Tsy irery na oviana na oviana ianaoFanampiana ho an’ny fandalinanao ny 2 Mpanjaka 6. Mampitodika ny fontsika amin’Andriamanitra ny soratra masinaFanampiana ho an’ny fandalinanao ny 2 Mpanjaka 21–23. Fahamarinana 5 momba an’i EsteraTopimaso momba ny zava-misy momba an’i Estera ao amin’ny Testamenta Taloha. Haikanto momba ny Testamenta TalohaI Elia nampody ny ain’ny zanakalahin’ilay mpitondratenaZavakanto mahafinaritra maneho tranga ao amin’ny Testamenta Taloha. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Henoy Izy! Ireo fitahiana nampanantenaina avy amin’ny fifadian-kanina Ilay fitsipika be voninahitry ny fizakan-tena Mianara momba ny Fisoronana Melkizedeka Jolay 1993: Notokanana ny trano fiangonana ao Mbabane Ny fanompoana