Boky torolalana ho an’ny Kilonga sy Fotoana Ifanakalozana
Raha mihaino amin’ny foko aho


Sary
music, If I Listen with My Heart

Raha mihaino amin’ny foko aho

Tonony sy feony: Sally DeFord

Amim-pahatoniana

1. Ra-ha toa ka za-za-ke-ly aho fo-ny Je-soa niai-na te-ty,

Dia ho tia-ko ny hia-rak’ A-mi-ny sy hi-hai-no ny te-ni-ny,

Fa ny so-ra-tra ma-si-na raha ha-la-li-ni-ko,

Ka mihai-no a-mi’ foko aho dia hohe-no-ko ny fe-on’ ny Mpa-monjy.

2. A-fa-ka man-dre ny feon’ ny Tompo aho noho ny mpa-mi-nany an-kehi-triny

’Zay mi-ton-dra ny ha-fatr’ i Kri-sty toy ny hoe te-ty Izy a-nio,

Mpa-mi-nany i-zay man-dri-sik’ ahy ha-nao ny ma-ri-na,

Raha mihai-no a-mi’ foko aho dia hohe-no-ko ny fe-on’ ny Mpa-monjy.

3. Ma-ha-tsa-pa ny Fa-nahy Ma-sina aho ma-noro ahy ny ma-ri-na,

Man-ka-hery ahy la-lan-da-va sy ma-nam-bara an’ i Kri-sty,

Mi-bi-tsi-ka ma-le-fa-ka ma-nain-ga ny fa-nahy,

Raha mihai-no a-mi’ foko aho dia hohe-no-ko ny fe-on’ ny Mpa-monjy.

Hamoaka printy