Rindran-damina Mandritra ny Fotoana Ifanakalozana ho an’ny Taona 2016: Fantatro fa Marina ny Soratra Masina Torolalana mikasika ny Fotoana Ifanakalozana sy ny Fandaharam-potoanan’ny Fivorian’ny Fanasan’ny Tompo natokana ho an’ny Ankizy Janoary: Ny Soratra Masina dia Tenin’ Andriamanitra Febroary: Ny Soratra Masina dia Mampianatra mikasika ny Drafitry ny Ray any An-danitra Martsa: Ny Ray any An-danitra dia Miresaka Amintsika amin’ny alalan’ireo Mpaminaniny Aprily: I Jesoa Kristy no Mpamonjy sy Mpanavotra Ahy Mey: Tafaverina tamin’ny Laoniny ny Fiangonan’i Jesoa Kristy Jona: Ireo Fitsipika sy Ôrdônansy Voalohan’ny Filazantsara dia Ahafahako Miverina Miaina Indray Miaraka amin’ Andriamanitra Jolay: Ny tempoly dia tranon’ Andriamanitra. Aogositra: Tempolin’ Andriamanitra ny Vatako Septambra: Hotorina manerana izao tontolo izao ny filazantsara Ôktôbra: Ny Vavaka dia Fifandraisana Feno Fanajana eo Amiko sy Andriamanitra Nôvambra: Ny Fanehoana Fanajana dia Fitiavana sy Fanajana an’ Andriamanitra Desambra: Ireo Soratra Masina dia Mampianatra Ahy mikasika ny Nahaterahan’ny Mpamonjy sy ny Fiaviany Fanindroany Ahoana no fomba ampiasana ny hira ao amin’ ny Kilonga Raha mihaino amin’ny foko aho Fampianarana ireo Ankizy manana Fahasembanana