2021
Edward Partridge
Jolay 2021


“Edward Partridge,” Ho zatovo mahery!, jolay 2021, 33.

Olona avy ao amin’ny tantaran’ny Fiangonana

Edward Partridge

Sary
Edward Partridge
  • 1793–1840

  • Eveka voalohany tao amin’ny Fiangonana

  • Nosoran’ireo mpanohitra ny Fiangonana tara sy volom-borona

Rehefa voantso eveka i Edward dia nangataka an’i Lydia vadiny izy mba hivavaka ho azy mba hahafahany manatanteraka ny antsony amin’ny fomba izay hahafinaritra ny Tompo. Taorian’ny nahafatesan’i Edward dia nilaza tamin’i Joseph Smith ny Tompo fa nandray an’i Edward “ho ao Ami[ny]” noho ny fahazotoany (Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 124:19).

Hamoaka printy