Jolay 2021 MampifandrayFilazana fohy ny mombamomba ny zatovo iray sy ny fijoroana ho vavolombelona ananany. Nataon’ny Loholona D. Todd ChristoffersonIlay drafitra masina hivoarana bebe kokoaMampianatra antsika ny Loholona Christofferson fa ny fahatakarana ny drafitry ny famonjena dia manampy antsika hahita ny fomba hanampian’ Andriamanitra antsika ho lasa tahaka Azy kokoa. Nosoratan’i David A. EdwardsNahoana ianao no tokony hatokyRehefa mandidy antsika mba hatoky ny Tompo dia mazàna Izy no manome antsika ny anton’izany. SaryMatokiaSary mankahery momba ny fanasan’i Jesoa Kristy hoe “Matokia”. Nataon’i Hank SmithDiam-borosy 7 hahazoana fiainana sambatra kokoaIreto dia zavatra tsotra fito azonao atao isan’andro mba hanampiana ny fiainanao ho sambatra kokoa. Nataon’i David DicksonNy fifalian’i KoseiMahita fifaliana amin’ny fizarana ny filazantsara amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera sy ny finamanana ny zatovolahy iray avy ao Japana. Nataon’i Paul B. Murphy sy ??Ilay fahitanaTantara an-tsary momba ny nandraisan’i Joseph Smith sy i Sidney Rigdon ny fahitana izay lasa ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 76. Nataon’ny Fiadidian’ny Zatovolahy maneran-tanyAtaovy ny fanoratanaNy Fiadidian’ny Zatovolahy maneran-tany dia mamporisika ny zatovo izay manana olana amin’ny fandalinana soratra masina mba hanandrana ny manoratra rehefa eo am-pandalinana. Manao ahoana ny fitsaohanayAo San Diego, EtazoniaMilazalaza momba ny fitsaohana ao San Diego, Californie, Etazonia ny zatovovavy iray. Tsy nambara ny anaranaMendrika ve aho?Ny zatovovavy iray dia miresaka momba ny fanararaotana nijaliany fony izy mbola kely ary mizara ny fikatsahany fanampiana sy ny nandreseny ny fahatsapana tsy fahamendrehana. Nosoratan’i Eric B. MurdockVitanao io!Ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy dia efa nahavita—ary mbola manao—zavatra betsaka mba hakana antoka fa manana ny fahafahana rehetra hahatongavana ao amin’ny fanjakana selestialy sy ho lasa tahaka Azy Ireo isika. Fototra mafy orinaVery tao amin’ny tora-pasika ny solomaso fentina milomanon’ny zatovovavy iray ka nivavaka ny mba hahitany izany izy. Kely finoana ny anadahiny. Miala voly kelyTantara an-tsary, kilalao, ary fialam-boly ho an’ny zatovo. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyAhoana no ahafahako mitsahatra tsy miahiahy ny amin’ny lanjan’ny tenako manokana?Valin’ilay fanontaniana hoe: Ahoana no ahafahako mitsahatra tsy miahiahy ny amin’ny lanjan’ny tenako manokana? MivantanaToy ny ahoana ny fanjakana selestialy?Valin’ny fanontaniana hoe: Toy ny ahoana ny fanjakana selestialy? Teny faranyNataon’ny Loholona Ronald A. RasbandManaja ny fampanantenana nataontsikaMampianatra ny Loholona Rasband fa raha manaja ny fampanantenana nataontsika tamin’ny Tompo sy ny hafa isika dia hanaja ny asa ataontsika sy hitahy antsika ny Tompo. Olona avy ao amin’ny tantaran’ny FiangonanaEdward PartridgeSary sy fampahalalana fohy momba an’i Edward Partridge.