Janoary 2022 MampifandrayFampahafantarana fohy ny mombamomba ny zatovo iray avy any Tonga sy ny tantarany. Loholona Gary E. StevensonNy drafitr’ Andriamanitra ho an’ny fahasambarana sy ny anjaranao araka an’ AndriamanitraNy fahatakarana sy ny fiainana araka ny drafitry ny fahasambarana dia mamela anao hahatratra ny anjaranao araka an’ Andriamanitra. Jolie HatchFitaoman’ny namana irayNahazo namana iray vaovao izay manampy azy hahita fiombonana sy finoana vaovao ny zatovovavy iray taorian’ny nifindrany tamina toerana vaovao. Izaho sy ny teny filamatraJihan JohnsonFantatro ny hasarobidikoMahatsiaro ny zavatra izay nolazain’ny reniny azy momba ny hasarobidiny eo imason’ny Ray any an-danitra ny zatovovavy iray miatrika fitsikerana. Izaho sy ny teny filamatraChris DeaverFantatry ny Ray any an-danitra AhoMijery ny lanitra midadasika sy feno kintana miaraka amin’ny rainy ny zatovolahy iray ary manontany tena momba ny lanjany manokana. Avia, hanaraka AhyEric B. MurdockMandresy ny paikadin’i SatanaManao izay rehetra azony atao i Satana mba hamitahana antsika. Soa ihany fa manana fanampiana avy any an-danitra isika entina hisorohana ny fandriny. Avia, hanaraka AhyMatthew C. Godfrey“Ahy izy ireo ary fantatro”Raha toa ka nisy fotoana nahatsapanao ho tsinontsinona dia manana hafatra ho anao i Mosesy. Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2022 Ny Fiadidian’ny Zatovolahy sy ny Zatovovavy maneran-tanyMatokia an’i JehovahMizara ohatra momba ny fomba nahatonga azy ireo hatoky ny Tompo ny Fiadidian’ny Zatovolahy sy ny Zatovovavy maneran-tany. Nik DayMatokia an’i Jehovah: Hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2022Taratasy misy ireo mari-peon’ny hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2022. Peta-drindrinaMatokia an’i Jehovah: Peta-drindrina maneho ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2022Petadrindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2022: Matokia an’i Jehovah. Avia, hanaraka AhyMarissa WiddisonMitady an’i Jesoa Kristy ao anatin’ny Testamenta TalohaIndreto misy fomba telo izay ampianaran’ny Testamenta Taloha antsika momba an’i Jesoa Kristy. David Dickson, David A. Edwards, ary Adam KofordJereo tsara ny tenanaoTantara miaraka amin’ny sary mampiseho ny fomba ahafahan’ny zatovo mandà ny hafatr’izao tontolo izao momba ny maha-izy azy ireo ka hanaiky ny fahamarinana ary hahita ny tenan’ izy ireo tsara. David A. EdwardsInjenieran’ny fifalianaI Patrick L. avy any Alemana dia tia siansa sy izay mihakasika ny injeniera, ary koa ny hatsarana sy ny sary an-tsaina. Tiany ihany koa ny filazantsaran’ i Jesoa Kristy. Ary tiany ny mizara ny zavatra ankafiziny. Miala voly kelyKilalao sy tantara an-tsara ary fialam-boly ho an’ny zatovo. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyAhoana no ahafahako mahatsapa fifandraisana bebe kokoa amin’ny vondrona zatovo misy ahy?Valin’ilay fanontaniana: “Tsy dia misy zavatra itoviana amin’ireo olona ao amin’ny vondrona misy ahy aho. Ahoana no ahafahako mahatsapa fifandraisana bebe kokoa amin’izy ireo? Teneno mivantanaAhoana no nahariana ny tany?Valin’ny fanontaniana hoe: “Tamin’ny fomba ahoana no nahariana ny tany?” Teny faranyFiloha Dallin H. OaksNy mpitarika antsika amin’ny fahamarinanaMampianatra antsika ny fomba hahafahantsika manalavitra ny fitak’i Satana ny Filoha Oaks.