Ho zatovo mahery!
Matahotra ny hibebaka ve?
Septambra 2024


Matahotra ny hibebaka ve?

Araka ny voalazan’ny Filoha Russell M. Nelson, ireto no antony tsy tokony hatahoranao.

Inona no hatahora nao? Montagnes Russes ve? Matematika ve? Ny fiezahana hahatakatra ny tenin’i Isaia ve?

Ary manao ahoana ny fibebahana? Raha toa ny fieritreretana ny fibebahana ka mahatonga anao hiafina ao anatin’ny bodofotsinao na hihinana sôkôlà be loatra dia natao ho anao ity lahatsoratra ity.

“Aza atahorana na ahemotra azafady ny fibebahana,” Hoy ny Filoha Russell M. Nelson. Ary noho ny antony mitombona. Ireto misy zavatra vitsivitsy izay mamaritra fa ny fibebahana dia ary ny fibebahana dia tsy, araka ny tenin’ny Filoha Nelson.

Sary
tanora samy hafa

Sary nataon’i Corey Egbert

Sary
zatovolahy miaraka amin’ny tetiandro lehibe
Sary
ankizy lahy sy vavy mitsambikina noho ny hafaliana
Sary
zazavavy mitazona sarina fo
Sary
olona mizotra mankany amin’ny trano fiangonana
Sary
zatovolahy mandeha miaraka amin’i Jesoa Kristy

Manaiky ny fanomezam-pahasoavana tonga lafatra an’Andriamanitra

Noho izany, vonona ve ianao hitoky amin’ny Mpamonjy mba handresena ny tahotrao hibebaka? Tsy hanenenanao izany.

Hoy ny Filoha Nelson: “Koa satria nila famonjena izao tontolo izao, ary satria nila famonjena izaho sy ianao dia nandefa Mpamonjy ny [Ray any An-danitra].

“… Andao isika hanaiky ny fanomezam-pahasoavana tonga lafatra sy sarobidy an’Andriamanitra. Andao avelantsika eo an-tongotry ny Mpamonjy ireo enta-mavesatra sy ireo fahotantsika, ary andao hiaina ny fifaliana izay azo avy amin’ny alalan’ny fibebahana sy ny fiovana.”

Hamoaka printy