2021
Dia mampientanentana any Ghana iarahana amin’i Margo sy i Paolo
Janoary 2021


Dia mampientanentana any Ghana iarahana amin’i Margo sy i Paolo

Sary
photos of places from Ghana

Salama e! Agoo! Izahay no Margo sy Paolo.

Hitsidika firenena samihafa isika izao ary hianatra ny fomba ahafahan’ny ankizy manampy!

I Ghana aloha dia toerana mahafinaritra e. Indrindra raha tia elefanta …

Sy tia baolina kitra …

Ary tia lolo ianao. Misy valan-java-boary iray eto Ghana izay manana karazana lolo miisa 450!

Nianatra betsaka momba an’i Ghana izahay.

Tsy andrinay izay ahitana ny toerana alehanay manaraka!

Sary nataon’i Katie McDee

Hamoaka printy