Tantara ao amin’ny soratra masina
i Joseph Smith sy ireo takela-bolamena
Mpaminany i Joseph Smith. an’i Jesoa tamin’ny famerenana teto amin’izao tontolo izao indray ny Fiangonany izy.
Nivavaka i Joseph mba hahita ny fiangonana tokony hidirany. Nilaza i Jesoa fa tsy tokony hiditra na tamin’ny fiangonana inona na tamin’ny fiangonana inona izy. Tsy nisy Fiangonany na dia ny iray tamin’ireo aza.
Namangy an’i Joseph ny anjely Môrônia. Nilaza taminy momba-na boky miavaka iray voasoratra teo amina takela-bolamena i Môrônia. Nilevina tao amina havoana tsy dia lavitra izany.
Nandika ny rakitsoratra teo amin’ireo takelaka tamin’ny alalan’ny fanampian’ny Ray any An-danitra i Joseph. Ireo asa soratra ireo no lasa Bokin’i Môrmôna.
Afaka mamaky ny Bokin’i Môrmôna isika ankehitriny. Ary afaka miditra ny Fiangonan’i Jesoa Kristy.