2021
Mamangy an’i Kanadà ny Filoha Ballard
Janoary 2021


Apôstôly manerana izao tontolo izao

Mamangy an’i Kanadà ny Filoha Ballard

Filohan’ny misiôna tany Ontario, Kanadà ny Filoha Ballard 46 taona lasa izay!

Sary
photos of President Ballard in Canada

Ity misy sary iray an’ny fianakaviana Ballard fony izy ireo nipetraka tany Kanadà.

Nihaona tamin’ireo olona fantany ela be nandritra ny asa fanompoana nataony ny Filoha Ballard. Faly be izy ireo nahita azy!

Nihaona tamin’ireo misiônera manompo any amin’izao fotoana izao koa izy. Nolazainy azy ireo fa zanak’ Andriamanitra no ampianarin’izy ireo.

Ankehitriny dia miisa mihoatra ny 50.000 ny mpikamban’ny Fiangonana any Ontario. Misy tempoly iray tsara tarehy ihany koa any!

Ataovy tsapan’ny hafa ny fitiavanao an’i Jesoa Kristy Tompo.*

Hamoaka printy