2021
Henoy Izy
Janoary 2021


FANAMBY famakiana ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana

Henoy Izy

Sary
color by number pictures of Joseph Smith

Amin’ity taona ity ianareo dia afaka maheno ny feon’i Jesoa Kristy rehefa mamaky ny fomba namerenany tamin’ny laoniny ny Fiangonany! Vakio ireo andinin-tsoratra masina ho an’ny herinandro tsirairay ao amin’ny pejy 18 . Avy eo dia lokoy ireo faritra mifandray amin’izany eo amin’ity tabilaon’ny famakiana ity.

“Itỳ no Zanako Malalako. Henoy Izy!”

Tabilaon’ny famakiana ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana

Sary
weekly scripture reading

Mifanaraka amin’ireo lesona isan-kerinandron’ny Avia, hanaraka Ahy 2021 ireo andinin-tsoratra masina ireo. Vakio ireo andinin-tsoratra masina avy ao amin’ireo fizaran’ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana sy ireo soratra masina hafa dia lokoy avy eo ireo faritra mifandray amin’izany ao amin’ny pejy 16-17.

  1. Fizarana 1:37–38

  2. Joseph Smith—Tantara 1:15–17

  3. Joseph Smith—Tantara 1:30–34

  4. Fizarana 4:1–7

  5. Fizarana 6:34–37

  6. Fizarana 10:5, 69

  7. Joseph Smith—Tantara 1:68–71

  8. Fizarana 14:5–7

  9. Fizarana 18:10–13

  10. Fizarana 20:75–79

  11. Fizarana 25:10–13

  12. Fizarana 27:15–18

  13. Fizarana 29:1–6

  14. Fizarana 19:16–19, 23–24

  15. Fizarana 33:12–16

  16. Fizarana 39:20–23

  17. Fizarana 42:12–14, 17

  18. Fizarana 45:7–9

  19. Fizarana 46:10–12, 32–33

  20. Fizarana 50:40–46

  21. Fizarana 51:13, 19

  22. Fizarana 59:9–12

  23. Fizarana 61:36–37; 62:3

  24. Fizarana 63:8–10

  25. Fizarana 64:33–34

  26. Fizarana 68:5–6

  27. Fizarana 75:5, 16

  28. Fizarana 76:19–24, 40–41

  29. Fizarana 78:17–19

  30. Fizarana 81:5–6

  31. Fizarana 84:46–47, 62, 88

  32. Fizarana 86:11; 87:8

  33. Fizarana 88:123–125

  34. Fizarana 89:1, 18–21

  35. Fizarana 93:24, 28, 36

  36. Fizarana 97:15–16, 21

  37. Fizarana 101:16, 32, 36

  38. Fizarana 105:39–41

  39. Fizarana 107:6, 8, 13

  40. Fizarana 110:1–10

  41. Fizarana 112:10–11

  42. Fizarana 119:4, 6–7

  43. Fizarana 121:7–9, 45

  44. Fizarana 124:40–43

  45. Fizarana 128:22–23

  46. Fizarana 130:20–22

  47. Fizarana 133:25, 32–33

  48. Fizarana 135:3

  49. Fizarana 137:7–10

  50. Fanekem-pinoana

  51. “Ny fianakaviana: Fanambarana ho an’izao tontolo izao,” andiam-pehezan-teny 1–2, 7

  52. “Ilay Kristy velona,” andiam-pehezan-teny 1, 12–13

Bokin’i Môrmôna

Sary nataon’i Jared Beckstrand

Hamoaka printy