2021
Ireo tanjona sy ny fihalehibiazana
Janoary 2021


Ny tantarako

Ireo tanjona sy ny fihalehibiazana

Sary
journal page

Mahafinaritra ny mihalehibe! Manorata momba ny zavatra nianaranao. Avy eo dia mametraha tanjona ho an’ny ho avy.

Ahoana no nianaranao nanao zavatra tsy hainao ny manao azy tamin’ianao mbola kely kokoa?

Inona no zavatra tianao ho hay ny manao azy mandra-pahatongan’ny amin’ny erin-taona?

Iza no afaka manampy anao hanatratra io tanjona io?

Ataovy ny sarinao mahavita ny tanjonao?

Hamoaka printy