2021
Nahita ny hafa i Jesoa
Janoary 2021


Manampy toa an’i Jesoa

Nahita ny hafa i Jesoa

Sary
Jesus helping woman

Hitan’i Jesoa foana ireo olona sahirana. Indray andro Izy dia nivavaka teo anivona vahoaka maro be.

Nisy vehivavy iray narary nandritra ny 12 taona teo anivon’ilay vahoaka. Nanam-pinoana izy fa afaka hanasitrana azy i Jesoa. Hany ka nahinjiny ny tanany dia nokasihany ny akanjony rehefa nandalo teo aminy Izy.

Hitan’i Jesoa ilay vehivavy. Nijanona Izy nampahery azy. Sitrana tamin’ny alalan’ny heriny izy.

Nandritra ny fotoan’ny COVID aho dia nanara-maso ny namako ahitana raha TSY MANINONA izy ireo sady miarahaba azy ireo amin’ny tsiky mankahery rehefa mifampiresaka amin’ny alalan’ny fifandraisan-davitra amin’ny internet izahay. Nampiasa ny tanako aho hanampiana amin’ireo raharaha ao an-trano sy hanampiana ireo olon-kafa sahirana.

Blaine-h., 11 taona, Ras Al Khaimah, Emirats arabes unis

Sary
cutout challenge card

Sary nataon’ i Simini Blocker

Hamoaka printy