2023
Miala voly kely
Janoary 2023


“Miala voly kely,” Ho zatovo mahery! Jan. 2023.

Miala voly kely

Sary
Miala voly kely

Hisintona ny endrika PDF

Manao sary hosodoko misy fahazavana

I Jesoa Kristy no fahazavan’izao tontolo izao. Ndeha isika hamantatra hoe toy ny ahoana no itambaran’ireo fahazavana miloko.

Rehefa manao sary hosodoko ianao na mandoko dia ny mena, sy ny mavo ary ny manga no reniloko. Raha ny marina dia ny mena sy ny maitso ary ny manga no reniloko. Koa ny fanambarana ireo loko mazava dia manome loko samy hafa amin’izay mety noheverinao. Azonao vinavinaina ve hoe inona avy ireo loko mitambatra mba hanome ny lokon’ny fahazavana?

Ireto avy ireo loko azo isafidianana:

Cyan (loko manga manopy maitso)

Volomparasy tanora

Mavo

Volom-boasary

Fotsy

Volomparasy

Ny zavatra rehetra ao amin’i Kristy

Ny teny filamatry ny zatovo ho an’ity taona ity dia nalaina avy ao amin’ny Filipiana 4:13: “Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’[i Kristy] ilay mampahery ahy.” Ndeha hofantarintsika ny dikan’io soratra masina io aminao. Amin’ny fomba ahoana no ahafahanao mahay ny zavatra rehetra ao amin’i Kristy? Alefaso any amin’ny ftsoy@churchofjesuschrist.org ireo hevitrao miaraka amin’ny sary iray mba hahazoana fahafahana hipoitra ao amin’ny laharana iray manaraka!

Antso avo ho an’ireo Mpamaky ny Testamenta Vaovao!

Mandalina ny Testamenta Vaovao isika amin’ity taona ity. Matihanina amin’ny resaka Testamenta Vaovao ve ianao? Sa tena mpaminavina tsara vintana? Ndeha hofantarintsika hoe firy amin’ireo boky miisa 27 ao amin’ny Testamenta Vaovao no azonao apetraka araka ny laharany tena izy (tsy an-kitsikilo!). Raha mahita marina miisa 10 na mihoatra ianao dia mandresy! Ireo misy torohevitra kely vitsivitsy hanampiana anao. (Ary raha tsy dia nahay loatra ianao dia manana iray taona maninjitra ianao hahatongavana ho matihanina ikoizana.)

  • ____ Filipiana

  • ____ Galatiana

  • ____ Hebreo

  • ____ Marka Torohevitra kely: Iray amin’ireo Filazantsara (mipoitra any amin’ny voalohany any ho any).

  • ____ Lioka. Torohevitra kely: Iray amin’ireo Filazantsara (mipoitra any amin’ny voalohany any ho any).

  • ____ Joda

  • ____ 2 Tesaloniana

  • ____ 1 Petera

  • ____ Matio. Torohevitra kely: Iray amin’ireo Filazantsara (mipoitra any amin’ny voalohany any ho any).

  • ____ 2 Petera

  • ____ 1 Jaona. Torohevitra kely: Tsy azo afangaro amin’ny Jaona, 2 Jaona, na 3 Jaona.

  • ____ Asan’ny Apostoly. Torohevitra kely: Vao tapitra ireo Filazantsara dia jereo ao ny misy ny Asan’ny Apostoly

  • ____ Efesiana

  • ____ 2 Korintiana

  • ____ Titosy

  • ____ Jaona. Torohevitra kely: Iray amin’ireo Filazantsara (mipoitra any amin’ny voalohany any ho any).

  • ____ Jakoba

  • ____ Filemona. Torohevitra kely: Manisà. Eo amin’ny toerana tokony hisy azy ity iray ity.

  • ____ Romana

  • ____ 1 Korintiana

  • ____ 2 Timoty

  • ____ 3 Jaona

  • ____ 1 Tesaloniana

  • ____ Apokalypsy. Torohevitra kely: Matetika ireo fanambarana ireo no any ho any amin’ny FARAN’izao tontolo izao (ary mety any amin’ny faran’ny zavatra hafa ihany koa aza).

  • ____ Kolosiana

  • ____ 1 Timoty

  • ____ 2 Jaona

Tantara an-tsary

Sary
zatovolahy milalao basikety baolina

Alefa lesy a! Resaka fahatokiana fa hahomby ilay izy!

Matoky mihitsy aho fa tsy mahay manao dunk!

Ryan Stoker

Valiny

Manao sary hosodoko misy fahazavana: 1 Volom-boasary 2. Volomparasy tanora 3. Volomparasy 4. Fotsy 5. Volon-tsôkôlà 6. Cyan (loko manga manopy maitso) 7. Mena antitra manopy volon-tsôkôlà 8. Mavo 9. Lavandy (volomparasy matsora) 10. Volon-davenona

Antso avo ho an’ireo Mpamaky ny Testamenta Vaovao: 1 Matio 2. Marka 3. Lioka 4. Jaona 5. Asan’ny Apostoly 6. Romana 7. 1 Korintiana 8. 2 Korintiana 9. Galatiana 10. Efesiana 11. Filipiana 12. Kolosiana 13. 1 Tesaloniana 14. 2 Tesaloniana 15. 1 Timoty 16. 2 Timoty 17. Titosy 18. Filemona 19. Hebreo 20. Jakoba 21. 1 Petera 22. 2 Petera 23. 1 Jaona 24. 2 Jaona 25. 3 Jaona 26. Joda 27. Apokalypsy

Hamoaka printy