Janoary 2023 MampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Tojonirina R., zatovolahy iray avy any Madagasikara. Fiadidian’ny Zatovolahy sy ny Zatovovavy maneran-tanyFomba 4 hampatanjahan’i Jesoa Kristy anaoMizara ny hevitr’izy ireo momba ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2023 ny fiadidian’ny Zatovolahy sy ny fiadidian’ny Zatovovavy maneran-tany ka mampianatra fomba 4 ahafahan’i Jesoa Kristy mampatanjaka antsika isan’andro. Filoha M. Russell BallardAraho ilay tena fahazavanaMampianatra antsika ny Filoha Ballard fa ny fahazavan’ny Mpamonjy dia eo mandrakariva ho antsika. Marissa WiddisonMandroso mankany amin’ny andro mamiratra kokoaMisy fanantenana, sy fanampiana ary fanasitranana ho an’ireo izay avy nianjadian’ny herisetra. Tahaka an’i Kristy kokoaZatovo mizara ny tanjon’izy ireo amin’ny fandraisana anjara amin’ny fandaharan’asa Ankizy sy Zatovo. Jan E. NewmanFinoana ao anatin’ny haizinaMizara sosokevitra vitsivitsy izay nanampy azy tamin’izy nanana fanontaniana sy fisalasalana Rahalahy Newman. Avia, hanaraka AhyEric B. MurcdockNy fampanantenana nataontsika mba ho fahazavanaAmin’ny alalan’ny batisa isika dia mampanantena ny hanaraka ny Mpamonjy sy hanainga ambony ny fahazavany amin’ireo izay sahirana. Avia, hanaraka AhyJessica Zoey StrongIlay fahagagana lehibe indrindraIreo fahagagana telo taloha sy ireo fahagagana telo amin’izao andro izao ary ilay fahagagana iray lehibe indrindra dia mampianatra antsika momba ny dikan’ilay hoe ny zavatra rehetra dia hain’ Andriamanitra. David Dickson sy Lance FryMpampihavana: Hery lehibe vaovao anananaoTantara naseho an-tsary maneho ny fomba ahafahan’ny zatovo iray manampy mba hampisy fihavanana ao amin’ny fianakaviana. Jessica BrousseauFanomezana avy amin’ny filazantsara tao GuamZatovovavy iray tao Guam nahazo namana sy fiononam-po tamin’ny alalan’ny filazantsara. Ny toerana tiako indrindra … hisaintsainanaZatovo manoritsoritra ny toerana fisaintsainana tiany indrindra. Fototra mafy orinaAnn J.Miorina eo ambonin’ny fototra mafy orinaNianatra lesona iray momba ny fijoroana ho vavolombelona avy amin’ny fanondrahana trano ny zatovovavy iray. Fototra mafy orinaJyle S.Mahita fifaliana amin’ny fanaovana asa fanompoana amin’ny alalan’ny mozikaNahita ny fifaliana azo avy amin’ny fanompoana ny Tompo ny zatovolahy iray raha nikasa ny tsy hianatra pianô intsony. Fototra mafy orinaNicolé M.Ilay fanamby noho ny tsy fisotroana diteNanomboka nanery azy sy nanaraby azy ireo naman’ny zatovovavy iray noho izy tsy misotro dite. Miala voly kelyFialam-boly, sy lalao, ary tantara an-tsary ho an’ny zatovo. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyIndraindray aho dia mahatsapa hoe mitsikera ahy be loatra ny ray aman-dreniko. Ahoana no ahafahako mamaly amim-panajana?”Mamaly izao fanontaniana izao ny zatovo: “Indraindray aho dia mahatsapa hoe mitsikera ahy be loatra ny ray aman-dreniko. Ahoana no ahafahako mamaly amim-panajana?” Valiny fohy sy mivantanaIza ireo Magy?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Iza ireo Magy?” Ireo toerana ao amin’ny soratra masinaNy Renirano JordanaMianara momba ny Renirano Jordana, ny zava-nitranga teo sy zavatra azontsika ianarana avy amin’izany. Peta-drindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2023Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’i KristyPeta-drindrina momba ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2023, “Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’i Kristy.” Haiko avokoaHaiko avokoa