Mampianatra ny fomba azontsika ampiasana ireo fiteny telon’ny fitiavana ara-pilazantsara ny Loholona Gong, dia ny hatsaram-panahy sy fanajana, ny fanompoana sy fahafoizan-tena, ary ny fahatsapana ho manan-toerana ao amin’ny fanekempihavanana. Sombin-dahatsoratra.