Ho zatovo mahery!
Hazavana, fakan-tsary, Alefaso
Janoary 2024


“Hazavana, fakan-tsary, Alefaso,” Ho zatovo mahery!, jan. 2024.

Hazavana, fakan-tsary, Alefaso

Sary
zatovovavy mankany amin’ny toerana fijerena sarimihetsika

Maika ery aho ny hijery ity sarimihetsika ity!

Izaho koa!

Sary
zatovovavy ao amin’ny toerana fijerena sarimihetsika

Oay, misy zavatra tsy mendrika be dia be ato amin’ity sarimihetsika ity.

Eny, fa ohatra izany daholo izao no anaovana izy itony amin’izao fotoana izao.

Sary
zatovovavy ao amin’ny toerana fijerena sarimihetsika

Handeha hiandry any ivelany aho angamba.

Andraso aloha. Hiaraka amindry koa aho angamba.

Sary
zatovovavy eo ivelan’ny toerana fijerena sarimihetsika

Ahoana aky ry Hannah! Vita angaha ilay sarimihetsika?

Tsia, fa hitako hoe marina ny teninareo ry zareo a! Tsy mendrika ny hojerena ilay izy. Te hividy gilasy ve ianareo eo am-piandrasana ny hafa?

Sary
zatovovavy mitondra gilasy amin’ny cornet

Hamoaka printy