Janoary 2024 Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2024 Fiadidian’ny Zatovolahy sy ny Zatovovavy maneran-tanyIzaho dia mpianatr’i Jesoa KristyMiresaka aminao momba ny Teny filamatry ny Zatovo ho an’ny taona 2024 sy ny fomba hahafahanao ho tonga mpianatr’i Jesoa Kristy ny Fiadidian’ny Zatovovavy sy ny Zatovolahy maneran-tany. Ny fahazavany eo am-pelatananaoJereo ny horonan-tsary ho an’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ity taona ity. Nik DayMpianatr’i KristyTonon-kiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2024. Mihaino ve ianao?Jereo ny hira ho an’ny zatovo ho an’ny taona 2024. David A. EdwardsNy maha mpianatra: ny hevitr’izany sy ny fomba hahatongavana tahaka izanyMba hanekena marina ny maha mpianatr’i Jesoa Kristy anao dia mifantoha amin’ny zavatra ataon’ny mpianatra sy ny fomba hanaovany izany. Mpianatra mampita amin’ny mpianatraMizara tantaran’olona izay ohatra tamin’ny maha-mpianatr’i Jesoa Kristy teo amin’ny fiainan’izy ireo ny zatovo. Peta-drindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2024Izaho dia mpianatr’i Jesoa Kristypetadrindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ity taona ity. Andalana anampy andalanaMpianatr’i Jesoa KristyFanazavana ny 3 Nefia 5:13 izay ahitana ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2024 hoe: “Izaho dia mpianatr’i Jesoa Kristy.” Songadina Ento miaraka aminao ny Ho zatovo mahery! na aiza na aiza alehanao!Ataovy izay hahazoana ilay edisiônan’ny torolalana Ho zatovo mahery! fanao am-paosy. Filoha Henry B. EyringKatsaho ilay fahazavanaMampianatra ny fomba itondran’ny Bokin’i Môrmôna fahazavana sy hery ho eo amin’ny fiainanao mba hitarika anao ny Filoha Eyring. Mpianatr’i Kristy i LehiaPeta-drindrina momba ny mpaminany Lehia sy ny fomba ahafahanao ho tonga tahaka azy. Kyla Kaye Hill asy i Cam KendellHazavana, fakan-tsary, AlefasoMandeha mijery sarimihetsika ny mpinamana anankitelo ary misafidy ny handeha hivoaka rehefa tsy mifanaraka amin’ny fitsipik’ Andriamanitra izany. MampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Nelina N., zatovovavy iray avy any Bulgarie. Brynn WenglerMpanamory ao amin’ny tafiky ny TompoManana tanjona lehibe ny zatovolahy iray avy ao Angletera, isan’izany ny fahazoana fahazoan-dalana ho mpanamory fiaramanidina, na dia eo aza ny zava-tsarotra eo amin’ny fiainany. David DicksonFomba maro ahafahana mianatraAfaka mampitombo ny fahalalanao amin’ny fomba isan-karazany ianao. Brynn WenglerMiantsambo mankany amin’ny zava-baovaoLesona ianaran-javatra ampiasana origami mikasika ny fatokiana ny Tompo ao anatina zavatra iainana vaovao. Avia, hanaraka AhyJessica Zoey StrongAtsaharo ny fampitahana! Ianao dia ampyZavatra ianarantsika avy amin’i Samy rahalahin’i Nefia mikasika ny hoe manana fahatsarana ampy. Miala voly kelyFiaraha-mientana mahafinaritra, izay ahitana fitadiavana zavatra ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, lalana mifampidipiditra, ary piozila. Teny natao iainanaFiloha Russell M. NelsonMandresy izao tontolo izao dia mahita fitsaharanaJereo ny peta-drindrina misy hafatra vao haingana avy amin’ny Filoha Nelson. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyMila torohevitra mahakasika ny fandrafetana ny fiaraha-mientan’ny zatovo aho. Inona avy ireo hevitra tsara ho an’izany?Mamaly ilay fanontaniana hoe “Mila torohevitra mahakasika ny fandrafetana ny fiaraha-mientan’ny zatovo aho” ny zatovo. Inona avy ireo hevitra tsara ho an’izany?” Valiny fohy sy mivantanaIza no nahita ireo takela-bolamena ankoatra an’i Joseph Smith?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Iza no nahita ireo takela-bolamena ankoatra an’i Joseph Smith?”