Ho zatovo mahery!
Miala voly kely
Janoary 2024


“Miala voly kely,” Ho zatovo mahery!, jan. 2024.

Miala voly kely

Sary
Miala voly kely

Sary nataon‘i Ben Rowberry

Hisintona ny endrika PDF

Fitadiavana zavatra ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

Atombohy amin’ny fanontaniana A. Avy eo dia ampiasao ny valin’ilay fanontaniana teo aloha mba hamenoana ny banga voalohany ao amin’ny fanontaniana manaraka. Amin’ny farany dia hahazo ny toko sy andinin’ny soratra masina ho an’ny teny filamatry ny Zatovo ho an’ny taona 2024 ianao.

  1. Atombohy ao amin’ny 1 Nefia 1:9–10. Firy ireo olona “hafa” hitan’i Nefia taorian’ilay “Anankiray” (ny Mpamonjy)? __________

  2. Mankanesa ao amin’ny Ômnia 1:[A]________. Iza no natao mpanjaka tao amin’ny tanin’i Zarahemlà? _______

  3. Mankanesa ao amin’ny [B]________ 17:2. Iza no nino ny teny nolazain’i Abinadia? ___________

  4. Mankanesa ao amin’ny [D]________ 53:22. Iza no nialoha lalana zatovolahy miaramila 2000? ______

  5. Mankanesa ao amin’ny [E]________ 14:2. Afaka firy taona ny Mpamonjy no ho avy? __________

  6. Mankanesa ao amin’ny Môzià 6:[F]________. Niampy firy taona ny nahaveloman’ny Mpanjaka Benjamina? ___________

  7. Mankanesa ao amin’ny 2 Nefia [G]______:25. Ny tenin’iza no nasain’i Lehia nohenoin’i Josefa? ___________

  8. Mankanesa ao amin’ny 2 [H]________ 23. Ny sasintenin’ilay toko dia milaza hoe ampitahao amin’ny Isaia ________.

Soratra masina ho an’ny teny filamatra ho an’ny taona 2024: [G]_____ [H]________ [F]_____:[I]______

Midika inona aminao io soratra masina io?

Lalana mifampidipiditra Hazon’aina

Lalana iray ihany no mitondra mankeo amin’ny hazon’aina. Azonao fantarina ve hoe iza ilay izy?

Fotoana nanaovana ny fandikan-teny

Tamin’ny taona firy no nahavitan’i Joseph Smith nandika ireo takela-bolamena? Mba hahafantarana izany dia mila mitady ny valin’ilay piozila ianao amin’ny alalan’ny “fandikana” ireo endri-javatra ho amin’ny isa izay asehon’izany. Dia ataovy avy eo ilay lazaolana amin’ny farany.

Fanamarihana: Maneho isa iray voafaritra tsara ny endri-javatra tsirairay. Ho an’ireo izay mitady fanamby dia azo itadiavana valiny tsy ampiasana ireo fanoroana io piozila io. Fa raha tsy tafavoaka ianao dia misy fanoroana mivadika eo ambanin’ity pejy ity.

  1. [telozoro] + [telozoro] + [telozoro] = [mahitsizoro]

  2. [mahitsizoro] – [iraizodafy] = [eninjorondemaka]

  3. [eninjorondemaka] ÷ [miraefadafy] = [iraizodafy]

  4. [miraefadafy] x ½[miraefadafy] = 8

  5. [telozoro] x [iraizodafy] = [mahitsizoro]

Lazaolana:

([mahitsizoro] x [telozoro]) + (1/2[miraefadafy]) = [endri-javatra hafahafa]

([Endri-javatra hafahafa] x [telozoro] x [telozoro]) + [miraefadafy] – 100 = _______________.

Sary itatra

Sary
sary itatra

Ny zavatra ratsy indrindra amin’ny maha zandrilahin’i Goliata dia ny handimby hanao ny akanjo tsy antonona azy intsony.

Val Chadwick Bagley

Valiny

Fitadiavana zavatra ao amin’ny Bokin’i Môrmôna

  1. 12

  2. Môsià

  3. Almà

  4. Helamàna

  5. 5

  6. 3

  7. Nefia

  8. 16

Soratra masina ho an’ny teny filamatra: 3 Nefia 5:13

Fotoana nanaovana ny fandikan-teny

1829

Hamoaka printy