2016
Ny Fampianarana ho an’izao Androntsika izao
Mey 2016


Ny Fampianarana ho an’izao Androntsika izao

Manomboka amin’ny mey 2016 ka hatramin’ny ôktôbra 2016, ny lesona ao amin’ny Fisoronana Melkizedeka sy ny Fikambanana Ifanampiana isaky ny Alahady fahefatra dia tokony homanina avy amin’ny lahateny anankiray na mihoatra izay natao nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana volana aprily 2016. Amin’ny ôktôbra 2016, dia azo fantenina avy ao amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana volana aprily na ôktôbra ireo lahateny. Ny filohan’ny tsatòka sy distrika no mifidy ireo lahateny izay ho ampiasaina any amin’ny faritra misy azy ireo , na azon’izy ireo omena ny eveka na ny filohan’ny sampana izany andraikitra izany.

Misy amin’ny fiteny maro ao amin’ny conference.lds.org ireo lahateny.

Hamoaka printy