Jolay 2024 Tonga soa ato amin’ity laharana ityEduardo GavarretAnio no andro hizarana ny filazantsaran’ny MpamonjyFampahafantarana ny lohahevitra iray voizina ato amin’ity laharana ity: Mizara ny filazantsara. Ireo lahatsoratra misy ato Quentin L. CookIlay asa lehiben’ny Tompo sy ilay fahafahana lehibe azontsika araraotinaMamporisika ny Olomasina ny Loholona Cook mba hanararaotra ireo fahafahana rehetra mba hanampiana an’i Jesoa Kristy Tompo amin’ny asany lehibe, dia ny fitondrana ireo fanahy eo Aminy. Eduardo GavarretFiomanana mahatalanjona ho amin’ny fiainanaMampianatra ny Loholona Gavarret fa ny zavatra ianaran’ireo zatovolahy sy zatovovavy mandritra ny asa fitoriana ataon’izy ireo dia hitahy mandrakizay ny fiainan’izy ireo. Tannie M. FlammerRisi-po hizara ny zavatra manan-danja amiko indrindraMametraka tanjona hizara ny Bokin’i Môrmôn ny tanora iray isaky ny mandeha manao dia hanaovana fihobiana ho an’ny oniversite izy. Christy MonsonTantaran’ny fahombiazan’ny misiônera iray: 60 taona niandrasanaMahare momba ny fiovampon’ny vehivavy efa lehibe iray ny mpanoratra. Ny vadin’ny mpanoratra izay efa nodimandry no nampianatra azy ny filazantsara taona maro lasa izay. Mitombo taona amim-pahatokianaNorman C. HillAza avela handalo fotsiny ny fahafahana mitory ny filazantsara amin’ny fahanteranaTe hitondra fiovana eo amin’ny tenanao sy ireo izay tompoinao ve ianao? Misy fahafahana anaovan-javatra aman’arivony ho an’ireo misiônera zokiolona. Tafaorina eto ny FiangonanaNairobi, KenyaFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Kenya. Vahaolana ara-pilazantsara Becca Aylworth WrightResadresaka ataon’ny mpianakavy momba ny famonoan-tenaNy fomba azon’ny ray aman-dreny atao hiresahana amin-janany momba ny famonoantena aloha be an’ny hitsirian’ny eritreritra mifono famonoantena ao amin’izy ireo. Gail NewboldNy vatanao: Mikolokolo an’io fanomezana avy amin’ Andriamanitra ioMitaky fifehezan-tena sy fahazotoana mitovy amin’izay ilaintsika mba hikolokoloana ny fahasalamantsika ara-panahy ny fikarakarana ny fahasalaman’ny vatantsika. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany London BrimhallNirin’ny fanahiko ny hankeoAmpianarin’ny Fanahy Masina hahatakatra amin’ny alalan’ny tantara tiany indrindra ao amin’ny soratra masina ny zatovovavy iray fa mahafantatra ny ao am-pony Andriamanitra. Don Osaheni Agbon-ogievaNy hafatr’ Andriamanitra ho ahyMandray fijoroana ho vavolombelona momba ny Fiangonana amin’ny alalan’ny Bokin’i Môrmôn ny olona niova fo iray. Helen HughesFahasorenana zary fahasambaranaMahita fiadanana amin’ny alalan’ny ôrdônansin’ny tempoly noraisiny ny mpampianatra iray. Jennifer Casama“Mba ampio izy”Vehivavy iray miara-miasa amin’ny mpanorohevitra mikasika ny asa atao any amin’ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana mba hitadiavana razambe iray taorian’ny nofy iray. Posenai PatuNasehon’ Andriamanitra ahy fa nanana tanjona ahoNahita ny Fiangonana sy fomba anompoana ny lehilahy iray taorian’ny naha voan’ny paralisia azy. Avia, hanaraka Ahy Inona no hafoinao mba hahafantarana an’ Andriamanitra?Fifanakalozan-kevitra momba ilay fampianarana ao amin’ny Almà 22 manao hoe: “Hafoiko ny fahotako rehetra hahafantarako Anao” (andininy 18). Inona no azontsika angatahina amim-bavaka?Fifanakalozan-kevitra momba ireo fampianarana momba ny vavaka ao amin’ny Almà 33–34. Zava-kanto momba ny Bokin’i MôrmônaI Almà sy i AmiolekaHaikanto tsara tarehy maneho tantara mifandray amin’ny soratra masina. Tanora Hiu Yan Lam (Heidi)Ahoana no nahafahako natoky ny Ray any An-danitra rehefa nahatsapa ho nijoro irery aho?tanora, finoana, fahatokisana, Jesoa Kristy, Andriamanitra Ray, fahoriana, fanoherana David AdrianoIreo fahamarinana roa manampy ahy hahatakatra ny fanetrentenafanetrentena, toetra araka an’ Andriamanitra, tanora