2021
Dia nampientanentana tany Tahiti niarahana tamin’i Margo sy i Paolo
Martsa 2021


Ekipan’ny Manome Tanana

Dia nampientanentana tany Tahiti niarahana tamin’i Margo sy i Paolo

Sary
pictures of places in Tahiti

Tsy mbola nahalala mihitsy aho fa misy fasika mainty ny morontsiraka sasany!

Na hoe mandeha manjono amin’ny alina ny olona.

Voankazo matsiro be dia be hohanina any Tahiti!

Ary zavatra maro hojerena sy hatao, ambanin’ ny rano …

… sy ambonin’ ny rano!

Sary nataon’i Katie McDee

Hamoaka printy