2021
Mitsidika an’i Afrika ny Loholona Holland
Martsa 2021


Apôstôly manerana izao tontolo izao

Mitsidika an’i Afrika ny Loholona Holland

Nitsidika firenena telo ny Loholona Holland: Afrika Atsimo, Angola, ary Mozambika.

Sary
Friend Magazine, 2021/03-04 Mar/Apr

Tany Afrika Atsimo dia niresaka tamin’olona miisa 7.500 ny Loholona Holland. Mety ho izany no fivoriana lehibe indrindra ho an’ny mpikamban’ny Fiangonana niangona tany!

Tany Mozambika ny Loholona Holland dia nanasa ankizilahy roa samy 14 taona hijoro eo akaikiny. Nampahatsiahiviny ny olona fa 14 taona i Joseph Smith fony izy nahita ny Fahitana Voalohany.

“Na inona na inona olana dia ny filazantsaran’i Jesoa Kristy no vahaolana.”

Ny Loholona Jeffrey R. Holland

* Nalaina avy tamin’ny vaovaom-piangonana, 2 des. 2019.

Hamoaka printy