2021
Ry ray aman-dreny malala
Martsa 2021


Ry ray aman-dreny malala,

Sary
letter to parents

Miaina ao anatina tontolo be atao isika. Betsaka ny fampahalalana misy ho antsika, na tsara izany na ratsy. Mety ho sarotra ny hahafantatra ny fomba hihazonana ny zanatsika ho voaro ao anatin’ny fotoana ikarohany sy ianarany ary itomboany.

Fa toy ny amin’ny zava-drehetra dia afaka manampy antsika hampiasa tekinôlôjia amim-pahendrena ny Fanahy Masina. Mivavaha momba ny karazana torolalana momba ny tekinôlôjia hapetraka ao amin’ny fianakavianao. Afaka manomboka amin’ny hevitra sasany avy ao amin’ny pejy 32 ianao!

Amim-pitiavana,

Namana

Hamoaka printy