2021
Ny andro nanaovana batisa ahy
Martsa 2021


Ny andro nanaovana batisa ahy

Sary
Friend Magazine, 2021/03-04 Mar/Apr

Ataovy ny bokin’ny batisanaomanokana!

  1. Ongoty am-pitandremana hiala amin’ny gazetiboky ireto pejy roa ireto.

  2. Hetezo ny sisiny tsirairay.

  3. Aforeto roa ilay pejy. Atambaro amina scotch, na agrafe, na lakaoly kely ny sisiny misokatra.

  4. Aforeto indray mba hahatonga ny lohatenin’ilay bokikely ho eo anoloana. Manana zavatra hanampy anao hahatsiaro ny andronao manokana izao ianao!

Andro vao amiko ity.

Fampanantenana vaovao miaraka amin’ny Ray any An-danitra

Mpikambana vaovao ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy

Lalana vaovao alehako mandritra ny fiainako

Ny batisako:

Daty

Ny nanao batisa ahy dia i:

Ireto avy ireo vavolombelona

Ny zavatra niavaka tamiko dia

Apetaho na ataovy eto ny sarinao! batisako ho an’ny Ray any An-danitra:

Hitia sy hanompo Azy amin’ny fiainako manontolo

Hitandrina ny didiny sy hibebaka rehefa manao zavatra tsy mety

Hanaraka an’i Jesoa Kristy sy hahatsiaro Azy mandrakariva

Hampahery ny olona sy hanampy azy ireo hitondra ny enta-mavesany.

Ny fampanantenana ataon’ny Ray any An-danitra amiko:

Hitia sy hanampy ahy amin’ny fiainako manontolo

Hamela heloka ahy rehefa mibebaka aho

Hanome ahy ny fanomezam-pahasoavan’ny Fanahy Masina

Ny fandraisana ahy ho mpikambana:

Daty

Ny nandray ahy ho mpikambana dia:

Ny zavatra niavaka tamiko dia:

Sary nataon’i Apryl Stott

Hamoaka printy