Ekipan’ny Manome Tanana
Dia nampientanentana tany Filipina niarahana tamin’i Margo sy i Paolo
Misy nosy 7000 ao Filipina, ka noho izany dia betsaka ny zavatra azo jerena.
Ny mahafinaritra dia afaka mandehandeha amin’ny jeep mpitondra mpizaha tany isika!
Jereo iry vôlkano iry. Mivoaka setroka ilay izy!
Dia jereo anie ireo tanim-bary ireo e. Tena lehibe ireto izy!
Misaotra niaraka taminay.
Amin’ny manaraka indray!