2021
Ry ray aman-dreny malala
Mey/Jona 2021


Ry ray aman-dreny malala,

Sary
letter to parents

Miaina ao anaty tontolo kanto ahitana olona isan-karazany isika. Ampianaro an’ireo zanakareo fa zanak’ Andriamanitra izay miavaka sy tiana ny olona rehetra. Ireto misy zavatra vitsivitsy azonareo tadiavina ato amin’ity laharana ity:

  • Toetoetran’ny zazalahy iray izay tsy nanilika ny hafa ary fanamby mba ho lasa namana (pejy 6–8)

  • Pejy iray mampahatsiahy ny lanjan’ny zanakao amin’ny maha-zanak’ Andriamanitra azy (pejy 16–17)

  • Tantara iray momba ny vehivavy iray Afrikana Tatsimo izay nitarika tamim-pitiavana teo anivon’ny fiarahamonina nisy azy (pejy 24–25)

Tadidio fa manomboka aminareo ny fampianarana momba ny fitiavana sy ny fanajana!

Namana

Hamoaka printy