2021
Manorina fonenana vaovao ny Olomasina
Mey/Jona 2021


Tantara ao amin’ny soratra masina

Manorina fonenana vaovao ny Olomasina

Sary
early Church members being baptized

Taorian’ny namerenana ny Fiangonana tamin’ny laoniny dia nihamaro ny olona nahafantatra mikasika ny filazantsara. Nisafidy ny hatao batisa izy ireo. Nantsoina hoe “Olomasina” izy ireo.

Sary
pioneer children talking together

Nifindra ny sasany tamin’izy ireo mba hahafahany nipetraka teny akaikin’ireo mpikambana hafa tao amin’ny Fiangonana. Nifanampy sy nifampahery ny Olomasina.

Sary
pioneer family leaving home

Nisy olona hafa tsy tia ny Fiangonana. Niezaka nampahory ny Olomasina izy ireo. Notereny handao ny trano fonenany izy ireo.

Sary
pioneer children carrying wood

Nanam-pinoana ny Olomasina fa hanampy azy ireo Andriamanitra. Na dia sarotra aza izany dia nifindra tany amin’ny toerana vaovao izy ireo. Niara-niasa izy ireo hanorenana tanàna vaovao.

Sary
family visiting grandma in hospital

Afaka miatrika ny zava-tsarotra amim-pinoana aho. Afaka manampy ny hafa mandritra ny fotoan-tsarotra koa aho.

Hamoaka printy