2021
Misaotra Anao noho ny Mpaminany
Mey/Jona 2021


Afaka mitendry izany aho

Misaotra Anao noho ny Mpaminany

Amim-pifaliana [naoty mainty] = 76–93

Sary
sheet music

1. Misaotra ‘nao noho ny mpaminany

Nomenao hitarik’anay.

Misaotra noho ny filazantsara

Manazava ny sainay.

Misaotra noho ‘reo fitahiana

Natolotry ny tananao.

Mahafaly anay ny manompo,

Mitandrina ny didinao.

Hamoaka printy