2021
Dia nampientanentana tany Samoa Amerikana niarahana tamin’i Margo sy i Paolo
Jolay/Aogositra 2021


Ekipan’ny Manome Tanana

Dia nampientanentana tany Samoa Amerikana niarahana tamin’i Margo sy i Paolo

Margo and Paolo walking on the beach

Ny Samoa Amerikanina dia ahitana nosy dimy sy haran-dranomasina roa antsoina hoe atoll.

Margo and Paolo swimming in ocean

Jereo anie io sokatra io e!

Moa ve tsy mahatalanjona ny zavaboarin’ny Ray any An-danitra?

Paolo pointing at beautiful green hills and ocean

Ny dikan’ny hoe “Samoa” dia “tany masina.”

picture of temple in Samoa

Ny 25 isan-jaton’ireo Samoana Amerikana eo ho eo dia mpikaban’ ny Fiangonana.

Tsy ho ela dia hanana ny tempolin’ izy ireo manokana izy ireo!

Paolo holding basket of bananas

Andeha hitady olona hizarana ity voankazo izay fy ity!

Sary nataon’i Katie McDee