Miresaka momba ny eritreriny sy ny fahatsapany manoloana ilay fanasana amin’ny Manome Tanana ny Rahavavy Sharon Eubank, mpanolotsaina Voalohany ao amin’ny Fiadidian’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany. Mizara tantara iray momba ny zavatra nianarany tamin’ny izy naka paiso niaraka tamin’ny fianakaviany fony izy mbola ankizivavy ihany koa izy.