2021
Dia mampientanentana tany Orogoay iarahana amin’i Margo sy i Paolo
Nôvambra/Desambra 2021


Ekipan’ny Manome Tanana

Dia mampientanentana any Orogoayiarahana amin’i Margo sy i Paolo

Margo and Paolo riding a hot air balloon above Uruguay

Orogoay dia firenena mahafinaritra any Amerika Atsimo.

picture of a capybara

Feno biby mahavariana be dia be aty.

Toy ity capybara vaventy be ity!

Margo standing in front of temple in Uruguay

Misy tempoly ao Montevideo renivohitr’i Orogoay.

two children playing soccer

Ny fanatanjahantena tian’ny olona indrindra ao Orogoay dia ny baolina kitra.

Andao jerena raha afaka mandray anjara ihany koa isika!

Sary nataon’i Katie McDee