Ireo valopy roa
Inona no handanianao ny volanao ho an’ny Taom-baovao Sinoa?
Hividy tady fanaovana dihim-bazaha vaovao aho.
Hividy vatomamy aho.
Hividy kitapo vaovao aho.
Hanao tahiry aho.
Hataoko inona re ny volako e?
Fantatro ny zavatra voalohany hataoko amin’ny volako!
Amin’ny alahady HERINY …
Misaotra amin’ny fanomezana natolotrao ry Chung.
Tsy misy fisaorana ka!
Tsara ilay hoe ny fahafolonkarena no aloa voalohany. Fantatro fa mahafaly ny Ray any An-danitra izany.